Etat d’urgence sanitaire : Les Tananariviens défient l’autorité de l’Etat

Les Tananariviens sont sortis de chez eux dès le petit matin, comme si de rien n’était. (Photo : Anja)

En position de faiblesse. Que se passe-t-il en haut lieu ? C’est la question que se pose les observateurs face à l’insouciance de la population et l’absence, voire l’inexistence des autorités. Depuis le début de cette deuxième quinzaine de confinement, l’autorité de l’Etat est plus que jamais remise en cause. La population tananarivienne choisit d’ignorer complètement les consignes, voire même de défier le régime par rapport aux mesures annoncées dimanche dernier par le président Andry Rajoelina, dans le cadre de l’état d’urgence sanitaire. Ce matin, des embouteillages monstres sont aperçus dans toutes les rues de la capitale. D’Ankadimbahoaka à Talatamaty, en passant par Anosy, Analakely, 67Ha, et même au Marais Masay et du côté d’Ankadikely Ilafy. Le marché d’Anosibe et le centre-ville étaient noirs de monde. Le retour à la vie normale est constaté à Tana – du moins avant midi – après l’annonce de onze personnes guéries du coronavirus. Face aux risques que pourraient engendrer cette situation, aucune prise de responsabilité des autorités responsables. L’on remarque d’ailleurs que les forces de l’ordre sont moins présentes sur le terrain. A noter toutefois la réactivité du ministre de la Défense nationale, le Général de Corps d’Armée Jean Richard Léon Rakotonirina, qui a effectué une descente dans plusieurs quartiers pour demander à la population de rentrer chez eux et de respecter le confinement. Les Tananariviens semblent vouloir défier l’autorité du régime Rajoelina qui paraît impuissant face à cette indiscipline générale et généralisée. Le pays est désormais en état de guerre, pourtant bon nombre des membres du gouvernement sont muets. Au lieu de contribuer à la mise en oeuvre des mesures de confinement, ils choisissent peut-être de rester confiner dans leur domicile, laissant au chef de l’Etat et à quelques membres du gouvernement la gestion de toutes les tâches de la lutte contre la propagation du coronavirus. Qu’y a-t-il dans les plus hautes sphères de l’Etat ? Où se trouve le Premier ministre Christian Ntsay ? Que fait le ministre de la Santé qui semble plus discret ces derniers temps ? Ce sont entre autres les questions que se posent les observateurs. 

Davis R

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

10 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Izay tsy nolalovany aloha dia misaora an’Andriamanitra fa mbola loza noho ny Pesta sy Kolérá io .Rehefa tsy misy mpandray andraikitra mazava dia indro misy torohevitra hanampy .Misasa tanana sy tarehy amin’ny savony matetika ao anatin’ny iray andro, ankoatry ny fandroana.Mampiasà alkola (90°)hanadiovana ny fitaovana raisina matetika,ny volants’ny fiara , toy ny interrupteur, poignets rehetra na varavarankely io na varavaram-be.Aleo mba tsy hisy rivotra mitsoka ao an-trano.Tsy mandray tanana raha miarahaba ary na manao tampin’orona aza dia mba manalavitra +2m mihintsy raha azo atao raha miresaka re tompoko .Ny gasy moa maro mpianakavy ka aleo misoroka , tsy hifanerasera aloha , fa mba atao an-telefone .Efa mazava fa tsy mivadika hati-doha ny olo-mboafidy rehetra ka dia manantena aho fa isika tsirairay ihany dia mba afaka hifehy ny tenantsika.Dia mirarisoa.

  2. « L’on remarque d’ailleurs que les forces de l’ordre sont moins présentes sur le terrain. » Bien dit. Cette phrase résume parfaitement l’efficacité de nos forces du désordre. Et ceci depuis toujours. Lorsqu’il s’agit de pavaner dans les quatre coins de Tanà, ils sont présents. Dès qu’il y a une difficulté à affronter, est-ce qu’il y quelqu’un ? Ça a été toujours avec les daholo et les bandits armés. Ils se sont surtout spécialisés dans les rackets de la population et les corruptions en haut lieu.

  3. Misaotra betsaka mitafotafo ilay olona nahavita nandefa ny sary misy ireo miaramila miara-misotro toaka @ bandy kely eny ambany tanàna ( jereo ny gazette de la grande ile androany ) .Io no manazava fa tsy voafehin’ny BE KINTANA sy Richard Baomba mihintsy ny miaramilany koa ahoana moa no mbola hanome fahatokisana ny vahoaka izay ampijalian’izy ireo . Tohizo ny mandefa sary toa io fa tena hilaina .Misaotra Tompoko

  4. Io fitondrana io ihany no efa nampianatra ny gaboraraka sy nampidina olona teny andalambe dia tokony tsy ho gaga izy raha tsy mihaino intsony ny olona.
    Efa ho lava koany kabarindraprezy ka mankaleo indray ny mijery sy mihaino azy.
    Maka tahaka ny fepetra raisin’ny firenena maro fotsiny fa angaha i madagasikara mitovy hery aminizao tontolo izao eh? Marina fa ady no tehana nefa tsy ampy fisainana fa mbola miseho ho be sandry miaraka aminireto miaramila mitambasy ireto ihany. Fisehosehoana foana no atao betsaka.

  5. · Edit

    Efa betsaka ny manolo-tanana hiara-hiady amin’ity COVID 19 ity koa maninona raha tsy manavakavaka fa raisina an-kitsim-po daholo na malagasy na Vahiny, na mpomba ny fitondrana na mpanohitra. Tsy andron’ny fampielzan-kevitra intsony izao fa fiatrehana ilay fahavalo iraisana. Aoka ariana ny hambom-po diso toerana sy ny halako bika tsy tiako tarehy. Aoka halavirina ny fihatsaram-belatsihy sy ny fankahalana!

  6. Aiza ireo bekintana maro be ,na polisy na miaramila no tsy midina eny an-dalambe ? Na i Richard Bomba aza tsy hita intsony nefa ny zandary mampijaly ny mpitondra camion mamatsy anAntananarivo ,tsy maintsy manome vola be vao alefany .Aiza ilay TOLERANCE ZERO Mr Richard ? Ny vahoaka efa tsy mahatoky ny mpitondra intsony ka izany no mahatonga izao tsy firaharahana ny arentina izao. Na matin’ny COVID na ny dahalo antanandehibe dia mitovy hiany amin’ireo vahoaka mahantra .Tsy fantatr’ireo mpitondra mihintsy izany hoe mahantra ,tsy manam-bola ,tsy manana asa hamelomana vady amanjanaka .Na NY VITA FIANARANA aza tsy mahita asa atao .RARINY VE IZANY ? Ny mpivarotra efa mitaitaina isan’andro hoe ho faty androany sa rahampitso . Misaotra Tompoko.

  7. Zao anie mbola malefaka io aretina io e fa raha tonga eo ny Ririnina , ny hatsiaka , dia tsy misy maniry loza e fa mety hirongatra zay tsy izy io aretina io , ka omakomany ny bbodofotsy, tsinjovy ny tsy manakialofana fa mety hisy fandim-boka mikararana anie e. Tsinjovy mialoha daholo ny zava-drehetra hiatrehana …….ny fizarana vary mora fizarana iahany fa zarao sy omany ny zava-drehetra mba tsy hikoropaka

  8. Tena tsy mahay miasa , tsy manana methode, tsy mahay organisation ponctuelle, sy previsible, tsy misy prévision, tsy manana esprit d’0rganisation. ahoana ny andaminana ny trasport ohatra. alohan’ny andefasana ny mpandeha taxi.-brousses na voitures privées, ahoana eny an-dalana, ahoana refa tonga any amin’ny arrivées, vononina daholo ny zava-drehetra , ny tanjona voasoroka ny aretina , atao zay tsy hifindrany.
    mitavozavoza efa ela no tokony efa manana cache-bouches zaraina maimaim-poana amin’ny gare routieres na eny amin’ny barages sanitaire s hopitaly ny fanjakana sy privées ny hery velona rehetra , ny volontariats no misahana an’izany, ny produits desinfectants dia tokony efa nipetraka eny amin’ny toerana tokony hisy azy daholo zaraina maimaipoana efa nahazo VOLABE fa tsy hoe TSy misy VOLA araka voalazan-DRAVALOMANANA
    zarao vary, ny olona marefo fivelomana very asa, misy y vola fa aza atao ondana fotsiny ao tsinjarao mangarahara fa sao tezeran’ny vahoaka eo vao gaga, lazao ohatrinona voaray sy tonga ao avy amin’ireo mpamatsy rehetra na nationaux, na prvés, na internationaux, lazao asio rapports sy bilancs ohatr’io ataon’ny mpanao tatitry ny marary sy vatily sy sitrana io ny fanomezana sy ny vola lany sy nampiasana azy fa aza midororororo iray trano ao. donim-potsiny vao mihetsika.ataovy rapide ny fiasa fa mampijaly vahoaka indrindra ireo mpandeha sy mpivezivezy. Amboary ny fandaminana ny tsena sy ny fifanakalozana anatiny mba hamarotan’ny olna ny vokatra ataovy ara-pahasalamana hamorao ny fitaterana sy famohahana ary ny fivarotana dia milamina io ry minisitry ny varotra a sy transports a. miheteha ianao minisitry ny fahasalamana fa tsy domabe fotsiny ao. ampitomboy sy hahelezo ny mpitily aretina sy mpitsabo. ets……

  9. Mampalahelo NY zavatra tahaka izao , meteny antsika malagasy mitovy amiko aho ,aty frantsa NY tenako no mipetraka (région grand est) no marina kokoa , fa miteny anareo fa raha miparitaka io dia ho faty daholo isika malagasy , aty aminay izao dia mitsipatsipaka NY faty , mitandrema re fa tena ratsy io aretina io e ! , aoka MBA hanaja NY lazain’ny mpitondra na ny mpanohitra fa tena mahafaty io atetina io

  10. Akoatran’ny fitadiavam-bola isan’andro izay antony mampivoaka ny olona dia amiko nandrora nitsilany ihany ny mpitondra satria nanamaivana ilay aretina tany amboalohany, tsy mafy nohon’ny pesta sy kolera, faharoa ny filoha tsy tokony hiseho matetika @ télé satria lasa tsy miavaka intsony ny fanambarana goavana sy ny filazana zavatra madinika an-davanandro izay tokony andraikitry ny minisitry ny fahasalamana sy ny praiminisitra ny filazana azy arakaraky ny hafonjan’ny fanambarana, dia lasa tsy mafonja @ olona intsony ilay fanambarana sy fanampahan-kevitra goavana, fanampiny mbola tsy misy maty sy hoe efa maro ny sitrana dia mihevitra ny olona fa hay aretina mora sitranina izany ka aleo faty rahampitso toy izay maty androany dia ny fitadiavana aloha no zava-dehibe vao ny fahasalamana.Ny filazana ihany koa fa efa voafehintsika io matoa tsy mitombo be dia mbola fandrorana mitsilany ihany koa, satria lasa tsy misy tahotra zany ny olona. Mila manova fomba fanentanana zany ny mpitondra, ny teny atao mifandraika @ fanentanana atao isan’andro.

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.