Gal Richard Ravalomanana : « 3 500 personnes d’Ambatovy recherchées »

Durant l’atelier organisé à Toamasina dans le cadre de la visite du président Andry Rajoelina dans cette localité, le Secrétaire d’Etat à la Gendarmerie, le général Richard Ravalomanana, a haussé le ton contre l’indiscipline de la population. Il a notamment cité le cas des employés et de la population d’Ambatovy qui ont quitté le site malgré la décision de leur mise en quarantaine annoncée par les responsables étatiques. Selon ses dires, 3 500 personnes ont quitté Ambatovy pour se rendre dans d’autres régions. Dans le cadre de la mission consistant à retrouver tous ceux qui étaient en contact avec les personnes contaminées par le Coronavirus, les forces de l’ordre étaient obligées d’élargir leur champ de recherche pour retrouver leurs traces, a-t-il fait savoir. Par ailleurs, à entendre les explications du SEG, à Moramanga, 1 125 personnes seraient aussi dans la nature. Ces gens se seraient volatilisés alors qu’ils sont soupçonnés d’avoir été en contact avec des personnes contaminées par le virus. Le général Richard Ravalomanana a annoncé durant son passage à Toamasina que la Gendarmerie nationale a lancé des recherches pour retrouver toutes ces personnes venant d’Ambatovy et de Moramanga. Le SEG appelle les autorités à Toamasina afin de renforcer la sensibilisation de la population par la promotion de la communication au niveau des quartiers. Ayant représenté le ministre de la Défense nationale lors de cette visite présidentielle, le numéro Un de la Gendarmerie a encouragé les Forces de l’ordre à concentrer tous leurs efforts dans la lutte contre le Coronavirus. En réponse à l’intervention du Préfet de Toamasina et des responsables locaux des forces de l’ordre qui se plaignent du manque de moyens et qui demandent des véhicules supplémentaires pour assurer leurs missions, le SEG lance un appel au respect des principes de la concentration des forces et l’utilisation rationnelle des moyens.

Davis R

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

11 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Les autorités auraient peut-être dû anticiper le comportement irresponsable de ces gens recherchés à Ambatovy et instaurer un contrôle strict et rigoureux du mouvement de personnes entrant et sortant du secteur vu la situation qui prévaut dans le Pays

  2. general tena incompétent….il recherche les etoiles…asivo jereny aloha sao dia etoila tartran’ny delestage ireo etoile ireo fa aotrany tsy tazako intsony ireo izy eeee!

  3. Ahaaa, matoa tafaporitsaka, mbola gorobaka ny gendarme eh, ahoana moa no ahatafaporitsaka olona 3500 isa be izao nefa ny barrage sanktaire feno eraky ny lalana?
    Misy izao olona mbola tonga any Vatomandry, Mahanoro tamin’ity semaine ity nefa sady tsy mpitondra entana @ camion no tsy evacuation sanitaire? Hum

  4. Tsy tokony hampieritreritra ny Tompon’andraikitra isan’ambaratonga hatrany an-tampony ka hatrany amin’ny faran’ny ambany ve izao désobéissances civiles izao ?
    N’inona n’inona atao’ny mpitondra eo, na hampiasa hery, na hanao fandrahonana, rano any an-damosin’ny gana fotsiny izany raha tsy ry zareo aloa no tsy mampiseho fahamarinana amin’izy tenany.
    Mahereza ry tompon’andraikatra isany ô :

  5. Izay iray alehany na mpaminany ilay gendarme niteny an’io na incompétent.
    Na Mpaminany satria hitany tany amin’ny eritreriny fa nanjavona ireo olona miisa 3500 ireo.
    Na incompétent satria tsy hainy hoe tokony ho antsoina sy notadiavina aloha anie ireo olona ireo ( raha ilaina izany an ) vao milaza an’itsy na iroa e !
    Tena efa nirotsaka nitady 3 500 personnes ve izy ? Tsy hitany ao Toamasina sy Moramanga tokoa ve ireo na dia IRAY aza ?
    Ô zalahy e ! Ataovy sérieux k’lé !! Fa dia gaga elah !!!

  6. iza no tsy nanao ny asany fa état d’urgence izao isika ary mazava hatramin’ny volana mars ilay baiko sy fandaminana momba ny fanaraha-maso ireo olona mises en quarantaine à domicile ! dia olona 3500 be izan fa tsy mba 5 na 10? Ny lazaina fa indiscipline raha ny resaka heno dia révolte satria aleon’ny olona matin’aretina hono toy izay matin’ny hanoanana fa ny vahoaka no mihafy fa tsy ny mpitondra sy olomboafidy. Ny hany vahaolana hono dia ny rehetra no izarana ny vatsy afatsy ny mpiasam-panjakana ambony ka chefs de service no miakatra,torak’izay @ orinasam-panjakana sy banky na micro finance ka chefs service no miakatra,mpiasan’ny kabinetra,députés,sénateurs,officiers, fonctionnaires cadre A. Tsy misy anaovana kiantranoantrano intsony izay. Ny mampalahelo manko dia ny mpanimpy hodin’akondro no maro sy ireo manararaotra mba tsy hahamamy hoditra ny filoha hoy ny heno.

  7. Remake hilarant du film  » MAIS OÙ EST DONC PASSÉE LA 7e COMPAGNIE » …..

  8. L’article mérite l’intitulé : Richard RAVALOMANANA à la recherche de sa 5é étoile.

    Le derrière du président commence à être chauve à cause de ses lècheurs.

  9. M. Le DG de Midi, j’ai bien entendu les propos du SEG à la télévision mais votre journaliste a détourné. Votre journaliste Davis R. considère les employés de cette compagnie comme « des vulgaires criminels » ??

  10. O re olona ô.
    Ny isa 3500 dia totalin’ny mpiasa ao Ambatovy ary tsy ao anatiny ny mpiaa sous-traitant. Ireo dia tsy mipetraka ao @ site fa mody any an-tranony ohatra ny mpiasa rehetra miasa any @ orinasa.
    TSY MIPETRAKA AO AMIN’NY SITE AMBATOVY MISY NY ORINASA IREO OLONA IREO FA MODY ISAKY NY HARIVA ANY AN-TRANONY.
    Efa t@ 23 mars no tsy niasa intsony ny ankamaroan’ireo ary 6 avril no nitsahatra ny orinasa fa olona vitsy kely sisa no miasa tao ka ao ireo vitsy ireo izao sady tsy mahazo mivoaka no tsy mahazo miditra araka ny baikon’ny mpitondra fanjakana ary voaara-mason’ny mpitondra izany araka ny vaovao hitantsika ireny.
    Raha hitady ireo olona 3500 ireo ny fanjakana dia eny @ fiaraha-monina misy azy zareo tahaka ny olon-drehetra.
    Mba mangataka anareo tompoko mba hanamarina ny vaovao avoakanareo fa voafahan-dalitra ny vahoaka mpamaky ny Midi Madagasikara..
    Inona moa no tiana lazaina @ hoe « population Ambatovy ? ». Ambatovy anie tsy fokontany no tsy district no tsy région fa orinasa ohatra ny orinasa rehetra eto Madagasikara.

  11. Je me demande si ce n est pas encore le fameux 2e degré du journal MIDI comment 3 500 personnes peuvent elles disparaître sans êtres contrôlées. Dans mon quartier un tireur de pousse pousse à été sanctionné pour ne pas porter de masque deux poids deux mesures….

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.