Commune Urbaine d’Antananarivo : interview avec Naina Andriantsitohaina

Maire Naina Andriatsitohaina
Crédit photo: CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo

Alors que le Code Municipal d’Hygiène fait polémique depuis sa présentation, le maire de la ville des Milles, Naina Andriantsitohaina, a défendu les idées et projets de la mairie lors d’une émission télévisée diffusée ce dimanche.

Serein et déterminé face aux journalistes de RTA, TVM, TVPlus et Dream’In, le maire de la capitale a mis l’accent sur le respect de la loi tout en montrant que la commune se montre coopérative dans l’exécution de ses actions. Ainsi, en ce qui concerne les installations sur l’esplanade Analakely, la mairie propose aux propriétaires de déménager au marché d’Anosy le temps que les travaux de la nouvelle infrastructure soient réalisés. A noter que seuls seize propriétaires sur quarante sont actuellement en règle.

Un autre sujet abordé concerne le contrat de gestion des parkings accordé à la société Easy Park. Un contrat jugé inéquitable et déséquilibré puisque seuls 100 millions d’Ariary sont reversés à CUA sur les 4 milliards d’Ariary perçus par cette société. Le maire a ainsi réaffirmé et que les fonds de la commune ne devaient pas être gérés par une entreprise privée et que le contrat de gestion avec Easy Park sera résilié.

Il a également été question des remblais illicites, notamment celui du lac de Tana Waterfront. Le maire de préciser que la commune ne délivrera aucun permis pour quelque projet que ce soit, à moins que les concernés exécutent les décisions prises par la CUA avec le Ministère de l’Aménagement du Territoire et l’AGETIPA.

JR

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

7 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Be resaka daholo reto, Dadan’lesany sy ny vadiny teo inona ny vitany????? Loto erakizao, mbola nanaovana kolikoly ny fanorenana tsena eny andalan de miditra amposiny ny drala pffff. Avelao ny tena tia an antananrivo hiasa e…

  2. Ministre des affaires étrangères taloha natao maire naka experience tany ivelany hanitsakitsahana an’Antaninarivo andao koa ma ampandoavina 1000000 ariary izy io isaky n’y mandainga s’y mampahory n’y vahoaka. Vola misy ao aminy

  3. tiako hasiana resaka ilay hoe tsy hivarotra tanin’ny commune-n,antananarivo intsony! Raha zohina ny antony nanomezana tany dotations ny communes faha vazaha sy faha tsiranana dia ny hahafahan’ny communes manome tany ny vahoaka eo aminy no antony voalohany,mbola hita endrika izany @ lalàna vaovao ary zaraina maimaim-poana! Fa ilay tsikombakomba @ mpanam-bola no fositra. Ny misy ankehitriny koa anefa dia lasa bizina ilay izy ka manjary ny communes indray no mandroaka vahoaka marobe na mitsetsitra vahoaka ka mampanofa vahoaka mivantana na ankolaka ny tany! Tokony handinika hanao tolo-dalàna @ izany ny depiote!

  4. Hafanampo diso petraka ilay code municipal d’hygiène! Momba ny easy park,fomba anoherany ny tsy itantanan’ny fanjakana izay rehetra miendrika fidiram-bolam-panjakana tantanin’ny olon-tsotra izany,izy rahateo minisitra taloha ka dia ho hita raha hanaraka rajoelina. Marina aloha ny azy @ izay. Fa ity mandrava zavatra mendrika nandaniam-bola ity no tsy mety fa @ ilay fitenenana hoe: manao fandaniam-bolan’ny tsy nisasatra! Fanorenana tsena vaovao misy rihana eny @ pochard sy petite vitesse no tokony hataony fa tsy ny handrava ny mendrika misy eo @ esplanade analakely! Ny an’ny betsimitatatra indray,fepetra tokana ihany no hany vahaolana hialana @ fanotofana dia ny fanorenana toy ny tranoambo,sur piloti hoy ny vazaha! Tsy tokony hisy intsony mihintsy fanotofana na fanalefahana f’izay fanalefahana izay no mitarika kolikoly na mivantana na ankolaka. Hita izany @ negociations @ hetra,miendrika halatra sy kolikoly omena alàlana!

  5. Mazava daholo anie izany e,olona tsy nahalala fahasahiranana anie ireny e ,tsy mahalala an’izany hoe ahoana no tena fiainan’ny olona maro an’isa eto Madagascar ? nalefa nianatra tany an dafy ,dia avy eo avy dia nandray tsikelikely ny fomba fitantanana ny orinasan’ny olona nitaiza azy ,ny fiainana tany andafy sy ny tao amin’ny olona nitaiza sy nahelehibe azy
    no eritreretiny hitondrana ny tanàna ,Raha izaho no amin’ny toerany dia miainga avy ambany no fanaovana ny trano fa tsy avy any ambony no midina .

  6. Maire tsy natao hitondra olona io ra-Ignace à !
    ny hanitsaka ny olona an-tampon-dohany no tena mahamaika ny zana-katidohany.
    Tsy tia Malagasy, indrindra ny vahoakan’ Antananarivo ,Mana-andriana tena dia manandevo ny vahoaka nifidy azy. Maro,ary maro an’isa mihitsy aza ny milaza fa ratsy loha ranamana io.

  7. Tanteraho ny veliran’Iarivo Dadatoa dia milamina ny tanana e. aza asiana filam-baniny aman’olona fa ny atao atao , fa maika be ny vahoaka ahita ny asanao sy ny fampanantenana dia efa izy e.

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.