ECAR – Diocèse d’Antananarivo : Une triple célébration

Les reliques de Sainte Thérèse de l’Enfant Jésus et de ses parents. (Photo Nary Ravonjy)
Les reliques de Sainte Thérèse de l’Enfant Jésus et de ses parents. (Photo Nary Ravonjy)

La communauté catholique de la ville des milles a célébré hier au stade municipal de Mahamasina une messe d’action de grâce pour marquer trois événements. D’abord, la fête de la première bienheureuse malgache Victoire Rasoamanarivo dont l’Eglise catholique de Madagascar souhaite vivement la canonisation et continue de prier pour qu’il en soit ainsi. Ensuite, la célébration du soixantième anniversaire de la création du Diocèse d’Antananarivo. Et enfin, la réception de la relique de Sainte Thérèse de l’Enfant Jésus avec celles de ses bienheureux parents. Avaient concélébré la messe, l’Archevêque d’Antananarivo Odon Marie Arsène Razanakolona, le vicaire général Ludovic Rabenantoandro ainsi que plusieurs prêtres du diocèse. Les fidèles ont rempli le stade pour participer avec ferveur à cette triple célébration. Etaient présents aussi, le Premier ministre Jean Ravelonarivo, le ministre d’Etat Rivo Rakotovao, les ministres Marie Monique Rasoazananera, Roland Ravatomanga et Horace Gatien ainsi que l’ancien Premier ministre Omer Beriziky.

Mamiah

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

15 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Manainga ireo kristianina katolika na tsia, hivavaka mafy, mba hiova fo tokoa ny Malagasy ka ahay hifankatia, ary mba ho tanteraka tsy ho ela ny fananganana an’i Victoire RASOAMANARIVO ho olo-masina.
    Ho voninahitr’ANDRIAMANITRA

  2. Misaotra sy manome hery ireo mpikarakara satria tsy kely lalana tokoa ny devoly sy ny forongony . Mahereza, Andriamanitra anie hombanareo Hatrany

  3. Ny fanehoana fitiavana tsy fanom-po tsampy na fampirafesana.
    Valin’ny fitia fitia
    Ary hoy ny fahendrena malagasy na ny vato aza nahitana soa hosorana menaka. mainka moa fa olom-belona.
    Matoa mbola eo Judaisme arivo taona maro aty aoriana na dia tsy mino aza izireo hoe i Jesoa no ilay Mesia dia nohon’ny sitra-pon’Andriamanitra.
    roa arivo taona ny Katolika, fitiavan’Andriamanitra izany, tsy hoe matimaty foana akory ireo maritiry ( Etienne, Pierre ,Paul ,Jude Jacques etc…)fa nohon’ny fitiavan’izireo an’i Kristy ary mamaly fitiavanan’ Andriamanitra, ary mitohy izany ankehitriny mbola maro ireo olona manao ny ainy tsy ho zavatra, manampy ireo mijaly sy sahirana maneran-tany. ary mamaly fitiavana hatrany Andriamanitra.
    Matoa 1600 taona izao no nisian’ny silamo nohon’ ny fitiavan’ANDRIAMNITRA
    5000 Taona mahery ny fomba fivavahana hafa
    Tsy hoe nitsahatra manambara ny tenany amin-tsika Andriamanitra rehafa niakatra any i Jesoa.
    Manambara ny tenany amin-tsika isan’andro isan’andro Izy amin’ny alalan,’ireo manodidina antsika.(Ray aman-dreny, iray tampo, namana , olon-tsy fantatra tsara sitrapo……)
    Aza adino fa mahefa ny zavatra rehetra izy, tsy voafehin’ny sain’olom-belona io.

    Aza mitsara dia tsy ho tsaraina ianao
    Eo foana i Kristy, diovy ny fonao

  4. ny fototry ny fivavahana Kristianina dia ny fitiavana, tsy ny namanao ihany fa na ireo tsy fantatrao koa (na ny fahavalonao)
    hoy i Kristy raha ny namanao ihany no tianao dia tsy misy mampaivaka anao amin’ny jentilisa satria na izireo aza manao izany koa.
    Tsara ny mamaky baiboly ary aza adino fa efa roa arivo taona mahery io boky masina io. Vakio matetika ireo andininy izay voavakinao dia ho tsapanao tsy mitsahatra manambara ny tenany aminao na amintsika Andriamanitra ary izy dia tena mhefa ny zavatra rehetra tokoa. Tsy takatrin’ny fisainan’ny olom-belona ny halehiben’ny FITIAVANY sy ny halalin’ny FAMINDRAM-PONY.
    Raha tsy takatrin’ny sainao ny fomba fivavahana KATOLIKA aza misalasala manantona . Pretra katolika, na anglikana na pasitera naha vita fianarana ambony momban’n’ tantaran’ny fiangonana na ny finoana, misy koa ireo mpitarika fivavahana silamo mahalala izany Dia ho tsapanao fa hadio ny fonao dia ho hafa indray ny fomba ijerenao ny mpino katolika. Ho hitanao fa manantona tokoa i Jesoa.
    Satria 2 lehibe ny didy nomeny
    1- Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao sy ny herinao rehetra.
    2- Tiavo ny namanao(na fantatrao na tsy fantatrao eny na ny fahavalonao aza , diniho ny tantaran’ialy samaritanina tsara fanahy) tahaka ny tenanao.

    Tsy mety ho marina anefa ilay voalohany raha tsy marina ilay faharoa.

    Dia mahereza mikatsaka ny fanjakan’Andriamanitra

  5. NY soratra masina no milaza fa Jesoa dia sady olona no Andriamanitra fa tsy ny fiangonana katolika velively.

    Tena samia mamaky baiboly marina, ary hamarino ao hoe : ara-tsoratra masina ve ny fivavahana ataoko !

  6. Vous avez vu leurs abominations et leurs idoles, le bois et la pierre, l’argent et l’or, qui sont chez elles.
    Deutéronome 29:17

    Tu ne te feras point d’image taillée, ni de représentation
    quelconque des choses qui sont en haut dans les cieux, qui sont
    en bas sur la terre, et qui sont dans les eaux plus bas que la
    terre. Tu ne te prosterneras point devant elles, et tu ne les serviras
    point.

    Romains 1:18/23 La colère de Dieu se révèle du ciel contre toute
    impiété et toute injustice des hommes qui retiennent injustement la
    vérité captive,… ils ont changé la gloire du Dieu incorruptible en
    images représentant l’homme corruptible, des oiseaux, des quadrupèdes,
    et des reptiles

    Vous ne vous ferez point d’idoles, vous ne vous élèverez ni image taillée
    ni statue, et vous ne placerez dans votre pays aucune pierre ornée
    de figures,pour vous prosterner devant elles, car je suis l’Eternel, votre
    Dieu. Lévitique 26:1

    Le mot idole peut désigner différentes choses : en général l’idole représente une créature que l’on place au dessus des autres pour l’adorer, la vénérer, l’honorer, la prier…
    Cela peut être un personnage religieux important comme Bouddha,Confucius, le prophète de l’Islam Mahomet dont le tombeau est un lieu de pèlerinage quasiment obligé. Dans le christianisme il existe une foule de saints et de saintes « canonisés », représentés par des images ou des statues, devant lesquelles on s’incline et que l’on prie. Certains de ces « saints
    intercesseurs » ont leur lieu de pèlerinage très fréquentés.

  7. · Edit

    Secte ireo mitsaratsara ireo mazava ho azy

  8. Miaiky an’ireto olona vontom-pinoana tao anatin’ny 1 volana sy 2 volana ireto aho, manao tsianjery maimbo ny baiboly fotsiny. Sao dia heverinareo fa boky LOVAKO na ISAMBILO aza ny baiboly e. Tsy tahotra tsy henatra dia manaratsy ny finoan’ny hafa. Izany ve ilay hoe tena Kristianina, ilay tena mivavaka? Aza maika ny hanaratsy ny finoan’ny olona fa IANAO aloha jerena voalohany hoe : aiza ho aiza mihoatra an’ireo kianiko ireo moa ny finoako? Izany ry « Jesusseulsauve » sy i « alongside III »

  9. · Edit

    Rehefa tsy tianao le zavatra ataonay katolika de ignoreo fotsiny fa aza mba haratsiratsiana sy tsaratsaraina mihintsy azafady. Ozy ny tenin’Andrimanitra hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina. Tsy fantatrao akory oe in no zavatra tianay atongavana amin’izao hetsika izao de avy enao amin’ny fanenjehana samihafa, raha ohatra ianao ka te halala ny tena marina dia tongava eny amin’ny fiangonana katolika fa ho hazavaina aminao maimaimpoana io zavatra io amin’izay mba ho olona mendrika sy tsy manala-bara-batana ohatran’izao ianao.

  10. Izay mihitsy ! MARINA ny teninao Rakotoa malagasy ! Tsy mahafantatra ankory dia miteny teny foana daholo iretsy olona etsy ambony iretsy….

  11. io ry zareo samy manana ny finoany aza MIFAMPITSARA FINONANAO JERENA , na sampy io na inona zay no mafinaritra ny katolika de azy zay

  12. Aza dia mirediredy rahefa tsy mahalala ny tena vontoatin’ny Finoan’ny hafa, fa manala baraka tena. Avaho tsara aloha ny fivavahana amin’Andrtiamanitra sy ny fanajana ireo olomasina niaina ny fahalavorarian’ny Evanjely. Ka ohatra halain-tahaka.

  13. Mba efa namaky baiaboly marina tokoa va ianao, ary mba fantatrao tokoa ve izany atao hoe fanompo-tsampy eo amin’ny fampianarana nataon’i KRISTY.
    Ny antoko mpivavahana tokona eto ambon’ny tany sahy milaza mazava fa i KRISTY dia tena Andriamanitra sy tena olom-belona dia ny Katokila.
    Ary tadidio fa misy dikany goavana matao i Kristy nifidy ireo 12 lahy apostoly ary koa ireo mpanara-dia azy hafa.
    Satria ny tiany dia mba haneran-tany ny fahalalan’ny olona ny halehiben’ny fitiavan’Andriaminitra sy ny famindram-pony.
    Vakio tsara ireo taratasin’i Paoly dia ho fantatrao hoe aiza ny lalàna tokony hizoranao.
    Hamindrafo aminao anie ilay Nahary

  14. Ry malagasy namako sy havako, vakio ny baiboly fa manompo sampy ny anaran’zao, mibebaha dia raiso Jesoa Kristy ho Tompo sy mpamonjy ny fiananao fa Izy irery ihany no lalana mankany @ fiainana mandrakizay ary Tia antsika izy ka namoy ny ainy ho antsika rehetra.
    Sois en relation avec Jésus Christ mais non avec une religion doctrinale des êtres humains. A bon entendeur. Que Dieu vous bénisse

  15. maro ihany ny karazana fivavahana efa mba hitako fa tena manompo sampy ity iray ka! marina e
    ny Ntaolo tsy nahalala Soratra Masina no nanao an’izao. Mba diniho tsara anie e

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.