Mormons : Porte-ouverte pour mieux les connaître

Les intervenants lors de la conférence de presse hier. (Photo Nary)
Les intervenants lors de la conférence de presse hier. (Photo Nary)

Lever le voile de mystère sur l’Eglise de Jésus-Christ des Saints des Derniers Jours, tel est l’objectif de la journée porte ouverte organisée le 29 août à Andranomena, à l’église fraîchement construite. Cette grande porte ouverte permettra aux membres de l’église d’expliquer et de partager les informations sur la doctrine de cette église, peu ou pas connue par le grand public. Présente à Madagascar depuis 1988, celle-ci compte actuellement 10 322 membres répartis dans tout le pays. Tourné autour des valeurs de la famille, elle se démarque des autres religions chrétiennes : elle a été fondée par le prophète Joseph Smith. L’église s’investit également dans les missions sociales par des dons auprès des personnes à mobilité réduite, par des formations et des matériels pour les soins des yeux, par l’adduction d’eau potable auprès des villages les plus reculés, en fournissant des aides auprès des sages-femmes pour faire reculer le taux de mortalité maternelle, ainsi qu’en aidant d’urgence les victimes de catastrophes naturelles.

Anjara Rasoanaivo

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

5 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Mitandrema ranamana fa ny zavatra ratsy indrindra eo anatrehan’Andriamanitra dia ny manava-tena na koa manavaka ny hafa noho ny anarany. Vakio ny evanjelin’ i Lioka rehefa nanontany an’i Kristy ny farisianina sy ny mpanora-dalàna hoe « nahoana ireo mpanara-dia Anao no tsy manasa tanana vao misakafo dia diniho tsara ny valin-teny nataony dia ho tsapanao ny haratsian’ny zavatra nosoratanao.
    Hamindra fo aminao ilay Nahary ary ny fanahy masina anie hanazava ny sainao sy ny fonao

  2. Ny fototrin’ny finoana anAndriamanitra tokana dia ny Judaisme ny Katolika dia secte avy amin’ny judaisme roa arivo taona lasa izay ny protestanta dia secte avy amin’ny katolika diman-jato taona lasa izay ny anglikanina dia secte avy amin’ny katolika ihany koa telon-jataona lasa izay dia maro be ankehitriny ireo mamorina antoko mpivavahana araka izay mahafinaritra ny fony
    Ny zava- dehibe anefa dia ny hoe « Mifankatiava ianareo toy nitiavako anareo »
    Tiavo ny namanao (ny olona rehetra na ny fahavalonao aza) tahaka ny tenanao
    mamelà ny helokay TAHAKA ny hamelanay izay meloka taminay.
    Izany hoe raha tsy mahay mamelà ianao dia tsy ho vaovela ihany koa.
    Aza mitsara dia tsy ho voatsara ianao.
    Mivavaha mafy diovy ny fonao

  3. Ry rahalahy misy vava tokoa ny olona ka tsy azo tankomana, misy tanana tokoa ny olona ka tsy azo sankana hanoratra, ny ahy no mba azoko anampiana anao rahalahy dia, « ny manontany ny Ray any an-danitra momba ny fahamarinana » mino sy mahatoky aho fa izy hamaly anao @fotoana mety aminy sy araka ny sitram-pony. Tsy manome tsiny anao aho noho ny tsy fahalalana tomombana izay avy any aminao. Ka nefa izay tsy fahalalana kely izay raha vohizinao sy hiezahanao amboarina @alalan’ny (Fahafenon’ny Filazantsara} dia ho tonga saina ianao. Fitiavana no hasetrinay ho anao satria isika mpirahalahy sy mpianadahy avokoa.

  4. Mba fantatrao moa ny atao hoe Mormons?Secte io ary mampalahelo fa kristiana sandoka.Tsy manakambara firy ny tena fa Andriamanitra Ray Tsitoha mahita,mandre ary tsy rendremana.Aoka ho MAILO ny Malagasy fa tsy izay tonga eto antanindrazana akory dia tsoahina sy omena lalana avokoa.

  5. Mirary soa ho an’ny Mpikambana rehetra ao @ Eglise de Jesus Christ des Saints des Derniers Jours any Madagasikara. Vaovao mahafaly ho anay aty lavitra aty ny mahare izany hetsika izany.

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.