Grève à Ankatso : Un étudiant traîné par terre par l’Emmoreg



Jacaranda
Jean Pierre, battu et traîné par les Forces de l’Emmoreg hier à Ankatso. (Photo Nary)
Jean Pierre, battu et traîné par les Forces de l’Emmoreg hier à Ankatso. (Photo Nary)

Un étudiant a été tabassé par les Forces de l’Emmoreg lors de la violente manifestation qui s’est tenue hier à Ankatso.

Traîné et tabassé par les Forces de l’ordre, d’une violence rare puisque la victime a semblé perdre connaissance un instant. Les heurts qui ont opposé les étudiants à Ankatso et les Forces de l’Emmoreg se sont encore soldés par des blessures physiques. Cette fois-ci encore, il s’agit de Jean Pierre, l’étudiant en première année en Malagasy à l’université d’Antananarivo, et qui a déjà été arrêté la semaine passée. Hier, les étudiants ont décidé dès le matin de s’attrouper à l’esplanade Ankatso pour manifester contre la suspension des cours depuis près de 2 mois maintenant. Les tons ont monté et ces derniers ont commencé à lancer des jets de pierre non seulement à l’encontre des Forces de l’ordre déjà sur place, mais aussi aux passants et aux commerçants des alentours. Cette montée en crescendo de violences a commencé vers les coups de 11 h, a empiré, jusqu’à ce que les Forces de l’Emmoreg lancent de leurs côtés des gaz lacrymogènes vers 13 h. Ils se mettent à attraper et à traîner l’étudiant. De quoi attiser la colère de ses autres amis. De toute évidence, la franchise universitaire n’a pas été respectée, une fois de plus. Du côté de l’école supérieure polytechnique de Vontovorona, il en a été de même car la journée a été rythmée par des violences entre étudiants et Forces de l’ordre. En tout cas, toutes ces violences ne présagent rien de bon. Et ce n’est pas encore fini !

Anjara Rasoanaivo

Share This Post

19 Comments - Write a Comment

  1. Tout en sachant que ces actes appliqués aux dahalo sont parfois organisés

  2. ka tsy aleo ve ny olona haneho hevitra fa izay mihoapefy sy mitoraka no tokony enjehina? Sa io voasambotra io anisan’ilay nitoraka?

  3. Manao an’Andriamanitra tsy misy ireny, mihevi-tena fa tompon’ny fahefana sy NY Hery amin’ity fiainana mandalo ity. Mivavaka ho an’izy ireo isika MBA hiova fo. Aza miandry retraite fa miova FO dieny izao. Ampiasao Any amin’ny dahalo Any atsimo raha tena manankery ianareo fa NY atody tsy miady amam-bato amin’ireo mpianatra ireo.

  4. De mbola sahy milaza ihany le lehibe ny gendarmerie hoe : « manara-penitra ireny fomba fisamborana olona ireny ». Tsy tokony hanaiky an’izao intsony fa ny vahoaka mijaly misy manafika foana aiza izy @ ireny jiolahy mitam-basy ireny ? Trop loatra…

  5. · Edit

    Ny tanjon’ireo SECES ireo dia ny handehanan’ny mpianatra Malagasy amin’ireo oniversite tsy miankina rehetra ireo dia amin’izay ny SECES mandray karama be any sady mbola mandray ihany koa amin’ny maha-foksionera azy

  6. Santionany @ ataon’ireo lazaina fa mpitandro ny filaminana eto amitsika ireny. Ary marina tokoa ny lazain’ny maro, ny masoko mihitsy no mahita any Atsimo sy ny faritra Bongolava any, fa tsy sahy mifanandrina @ dahalo zareo rehefa any. Ny mampalahelo aza dia ny sasany @ zareo indray no miray tsikombakomba @ ireo dahalo. Ny vahoaka efa mijaly ihany no mbola ataon-zareo fa na ny mpanendaka sy ny mpamaky trano aza tsy vitany ny misambotra azy. Raha ho antsoinao aza izy dia ora maro aty ahoriana vao tonga ary mbola ianao efa vaky trano indray no voahataka, tsisy mikarakara raha tsy mandoa izay ilainy rehetra.

  7. Diso, tena diso ny miaramila manohihosy ny zon’olombelona, fa mba jereo koa rankizy, aiza ho aiza ny andraikitry ny SECES, reo mpampianatra milaza fa « mpikaroka », asa mikaroka inn marina???? Indemnité mihoampampana, nefa avy eo mampianatra eny @ université privée daholo ihany! Aza dia manaiky hataon’ny olona fitaovana é

  8. Drôle de militaires !!!!! Pareil pour le général qui avait commandé !!!!!
    Tsy misy fanajana ny zon’olona mihitsy. mampalahelo ny toe-tsaina !

    Raha hita porofo tokoa fa nitoraka izy, azo atao manenjika azy araka ny lalàna fa tsy ny herisetra no atao betsaka !!!

    Aiza ny toe-tsaina @ tena maha mpitandro filaminana ? Sa ilay diplaoma nidirana ho mpitandro filaminana no tena ambany loatra ?

  9. alefa mankany ankazoabo any @ abattoir no mety @ reny emmoreg reny fa mahery anjorony otran’i akoho lahy fataka eto @ tanana eto fotsiny

  10. Ganagana misasa ny fiainan-dRamalagasy ka samy manao izay saim-patany ny mpitondra e !
    Raha fantany ny rariny efa nataony ! Raha hitany ny hitsiny efa novitainy, fa fohy fisainana noho ny zaza ry lerony

  11. Ka ity fitondrana ity mintsy no tena tsy misy ilavan’azy. Tsisy zava-bita mihintsy fa kabary ambony vavahady fotsiny. Mihevitra angamba ilay filoha fa Fody daholo ny vahoaka malagasy ka afaka anamboarana trano vita @vava.

  12. le dikany oe migrevy Ko anie hoany mpianatra sasany lasa fanehoana hery setra e, aiza no tsy hipetaka ny emmoreg

  13. tokony ho takiana @ hell sefo n’ny foza

  14. ny SECES ange raha mi greve dia ny antony noho io fangatahana io efa vao sonia ho lalàna hatr@ny 2009 kanefa ao foana ilay vola nandritra ny tetezamita fa tsy voarain’ny mpampianatra fa lanindrizareo nifandimby teo ka hitan’ny mpmpianatra ny porofo dia izay no takiana io fa aza dia mitsara ambony fotsiny ny momba ilay mpianatra dia mampalahelo sy mahamenatra ka aleo alefa any atsimo atao ny dahalo faisana any

  15. fa tokony ireto SECEs reto no cibléna ry mpianatra a! aza ny olona mitady vola no torahana vato! Tia tena sy tia vola fotsiny reo mpampianatra anareo reo, Ireo no tokony hofaizinareo , rehefa tsy hampianatra izy BE DIA BE NY MANAMPAHAIZANA TSY MANAN ASA ! ary ireto BARBARE RETO ndray efa tsy hatao mahagaga, hanaovany fanazaran-tena fotsiny nareo ! Miraisa hina alaivo sary ny tarehiny ! Aparitaho am FB !

  16. Inon moa no efa nolazaiko imbetsaka é!!raha hamoritra mpanao greve sy hamono valala dia vitandry ry miaramila fa ny dahalo mitana basimborona tsy resin’ialahy ,zesta no betsaka ary fahanana hanina hotrany kisoa sy ny ganagana raha alika manko izy mbola azo ianteherena hiambina tanana fa ny kisoa sy ny ganagana dia aoka fotsiny ,firy aminy vahoaka gasy no mihinan-kena isan’andro nefa ramiaramila mihinana isan’andro ka hoy aho hoe normal ihany raha saika hofoanany dada fa vesatra ho any fanjakana sy ny vahoaka dia saika avadika polisy na zandary dia izy nidaboka iny ka raha misy ny fiverenany dia tokony ho tohizany ny fanafoanana an’ireo ganagana sy kisoa ireo

  17. Ô ry sefo ah!!! Zao ve no mba ataonareo ny mpianatra izay mitaky ny zony mba hianatra. Mba mahaiza miaina sy menatra re tompoko azafady. Raha sahy nareo de mandehana any Ankazoabo sy any Atsimon’ny Nosy de mandehana koa any @Faritra Matsiatra Ambony sy Vatovavy Fito Vinany. De Tsy menatra ve ianareo sady diplôme ambany noho ireo Etudiants ireo no mbola kolikoly ihany koa no nidiranareo ao @Armée demanampatra fahefana @mpianatra izay mitaky ny zony mba hianatra. Mba mandiniha re nareo fa tsy dia manaraka baiko fa ba manana fianakviana. Merci!!!!!!!!

  18. Mba asaivo mankany atsimo ireo emmoreg sy emmo-securité mba ijerevana ny tena tanjany fa tsy ny olona tanam-polo no tsy ahaizany miaina eto Antananarivo eto indrindra fa ilay Florens miseo milay be iny.

  19. Pour tabasser ou terroriser des étudiants ou une population sans arme Hery et son Hvm savent bien faire mais pour assurer la sécurité de la population ou trouver des solutions à la crise ils sont incompétents sauf pour corrompre les députés avec des valises de billets afin de s’accrocher au pouvoir malgré leurs impopularites auprès de la population entière qu’ils ont réduit en état de misérable.

Post Comment

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.