Covid-19 : 2 nouveaux décès, 60 nouveaux cas, les formes graves en forte hausse

20 décès au total, à Madagascar, depuis le début de l’épidémie de Coronavirus. Les deux derniers décès ont été annoncés hier. Par ailleurs, le bilan fait état de 24 formes graves de plus, hier, portant à 48 leur nombre total à ce jour. Une forte hausse des formes graves a été constatée, ces derniers jours, amenant à prôner une plus forte vigilance à l’endroit des sujets vulnérables. La plupart des patients développant la forme grave du Covid-19 sont, en effet, des personnes classées vulnérables en raison de leur âge et/ou de leur état de santé.

Le bilan d’hier annonce également 60 nouveaux cas de Covid-19, tous relevés par l’Institut Pasteur de Madagascar. 49 d’entre eux sont localisés à Antananarivo et 11 à Moramanga. 22 guérisons ont, par ailleurs, été annoncées dont 9 à Toamasina et 13 à Antananarivo (3 à l’hôpital de Befelatanana, 5 à Anosiala, 3 à Andohatapenaka et 2 à Ambohimiandra).

Au 27 juin 2020, le total des cas confirmés est de 2 138. On dénombre actuellement 1 152 cas actifs et 966 guérisons. Le total des tests PCR au 27 juin 2020 s’élève à 21 444.

Hanitra R.

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication

3 Commentaires - Ecrire un commentaire

  1. Tsy hitako ny mahasamihafa ny fifindran’ny aretina @ ireo olona mifanakaiky @ seza iray sy ny misy seza volamena, raha mbola misy mifanosona zany dia mifindra foana io raha izay, ny fepetra no tokony hamafisina amiko, aleo hiasa ny seza volamena hahafahan’ny mpitantitra hividy gel fa kosa tokony hentitra na izy mpitantitra na ny mpitandro filaminana @ fanaovana cache bouche ara-dalàna ka na ireny misy orona mivoaka ireny aza dia tokony saziana raha ao anaty taxi be, ny gel désinfectant dia tokony obligatoire rehefa miditra sy mivoaka. Io efa tsy maintsy hiara hiaina @ io virus io isika fa ny fepetra no tokony hatao entitra sy mazava ary ny sazy no atao henjana ho an’izay tsy manaraka ny fepetra!!!

  2. Izao no toro-hevitra ho an’ny rehetra:
    – Ho an’ny fanjakana: Hamafiso ny fanentanana, hatsarao ny fiarovana ny mpiasa eny amin’ny hopitaly, ataovy mafy ny fanaraha-maso ny fitsaboana sy ny famatsiana ireo marary, tohizo ny fampiharana ny lalàna ho an’ireo mandika izany, omeo fanafody fiarovana mitohy ny bus, hamaivano ny vesatra mahazo ny mpitatitra dia sakano tsy hanao taingi-mihoatra, tohizo ny fanadiovana sy fiarovana ireo toerana falehan’ny olona maro (birao, sekoly, toeram-piantsonana, tsena, fiangonana, sns), tohizo ny fizarana cache-bouche sy désinfectant ho an’ireo sahirana sy marefo, mitadiava paik’ady mahomby hanampiana ny sahirana ara-bola.
    – Ho an’ny vahoaka: Mampiasa cache bouche madiao, tsy mandreoka etsy sy eroa, manaja ny elanelana 1m farafahakeliny, tsy mitangorongorana na mivory, mijanona ao an-trano raha tsy misy antony lehibe, mihinana sakafo mampahatanjaka, mampandre ny tompon’andraikitra raha misy marary na mampanahinahy, mitondra ny marary eny amin’ny tobim-pahasalamana, manaraka an-tsakany sy an-davany ny toro-marika amin’ny fitsaboana, miezaka tsy mifampikasokasoka amin’ny marary sy ny toerana misy maty, manalavitra ny fifampikasokasohana ho an’ireo marefo.

  3. · Edit

    Tsy mitsahatra manentana ny mpitondra fanjakana aho fa ampitomboy re tompoko ny teste fa mbola vitsy zany olona 21 000 aminy olona 27 000 000 atao teste izany ka efa maro olona marary any ambadimbadika any nefa tsy hitany fanjakana ary mety efa misy maty ihany koa any ho any fa tsy hita sy fantatra.
    ankoatra an’izay dia fampiasana desinfectant tena mamono virus no aoka hafafy erany Madagascar fa tsy io désinfectant tsy mahafaty virus akory no ampiasaina ao Madagascar.
    rehefa tsy misy vola ianareo dia maro ireo fikambanana iraisam-pirenena vonona hanampy rehefa madio fitantanana.
    Mampahery hatrany hiany vahoaka Malagasy no mitrotro ambavaka mandrakariva mba ahita vaholana ny fanjakana eto amintsika.

Poster un commentaire

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.