Tags: 9 voasambotra

Ambohidratrimo : Taolam-paty 4 valizy, olona 9 voasambotra

Tohin’ny lahatsoratra ny zoma lasa teo tamin’ny fahatratrarana ireo mpivarotra taolam-paty miisa efatra. Tao aorian’ny fanadihadiana no nahasamborana olona dimy hafa, izay marihina fa nisy ankizivavy kely tsy ampy taona tao anatiny. Hita tamin’izany fa taolan-dava milanja dimampolo kilao no  tratra ary avy amin’ny faty miisa telo ambin’ny dimampolo, tany amin’ny faritra Ambato-Boeni sy Tsaratanana…