L’organe de gestion de la CITES de Madagascar a procédé à la prorogation de l’embargo des bois de rose et bois d’ébène pour une autre durée de deux mois renouvelable. Des actions ont été déjà entreprises pour mettre en œuvre le plan d’assainissement du trafic de bois de rose adopté dernièrement en Conseil de Gouvernement.…
Tags: Ambalatavoahangy
« Bois de rose » : Hitory i Eddy !
Voatonona ny anaran’i Mamitiana Jean Eddy, fantatry ny maro amin’ny fanampin’anarana Eddy, tao anatin’ny raharaha « bois de rose » sarona tany Toamasina farany teo. Amin’io farany dia fanosoram-potaka indray izany ary tsy hihemotra izy manoloana ny zava-misy. « Tsy matahotra mandat d’arrêt izany aho satria tsy tompon’ireo entana saika haondrana ireo. Amiko, ny tompon’ny sambo no mahalala…