Tags: Ambatolahy

Ambalavao : Formation sur le code de prévoyance sociale

Depuis le début de cette année 2014, 4 districts ont bénéficié d’un atelier de formation sur la Protection Sociale à savoir Ambatolahy, Antananarivo, Ranohira et récemment Ambalavao Tsienimparihy. Les équipes du Service d’Actions Sanitaires et Sociales sont descendues à Ambalavao du 25 mars au 28 mars dernier pour un atelier sur le Code de Prévoyance…

Ny alin’ny 30 hifoha 31 desambara dia notafihina dahalo 12 lahy mirongo basy sy antsy ny tokantrano iray tao Ambatolahy – Mandoto. Tsy iza ity voatafika ity fa ny olona mpanangona ny « ristourne » ao an-toerana ihany. vola 840.000 ariary no norobain’ireo jiolahy tamin’izany. Nalain’izy ireo ihany koa ny taratasy « quittance » maromaro izay fanangonam-bola. Nandositra niatsinanana…