Tags: Ambatolampikely Antehiroka

Nisehoana fanafihan-jiolahy teny Ambatolampikely Antehiroka, ny alin’ny zoma hifoha sabotsy tamin’ny 3 ora maraina. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa efatra ny isan’ireo mpandroba ka ny roa nisaron-tava. Nitondra basy PA sy antsy ry zalahy. Amin’izao fotoana izao, tsy olana ho an’ireo mpandroba intsony ny miditra ny trano hangalarany. Vetivety hatrany izy ireny dia tafiditra. Vehivavy…