Tags: Amboanjobe

Criquets : Aux portes de Tanà

Avant-hier, de grands essaims en provenance du Menabe et de l’Itasy ont été localisés dans la région de Vakinankaratra. La direction régionale du Développement Rural de Vakinankaratra au sein du ministère de l’Agriculture n’a pas ménagé ses efforts pour effectuer le traitement de trois essaims à Ambohiborona Faratsiho. Une superficie de 400ha a été traitée,…

Ny alahady maraina teo no nitrangana lozam-pifamoivozana teo amin’ny làlam-pirenena fahafito (RN7 PK14+900).  Zazavavy kely iray niala tao anaty taxi-be no voadonan’ity fiara Toyota ka naratra, tsy dia naninona loatra ity tovovavy ity fa dia nalefa nanaraka fitsaboana sahaza azy tao amin’ny SCBII Andoharanofotsy. Somary takona ilay fiara no maika ihany koa ny hiampita ilay…