Tags: AMBOASARY ATSIMO

Les habitants d’Amboasary Atsimo, région Ihorombe ont enfin accès à l’eau potable. Ce projet a pourtant été initié depuis des années, mais un opérateur étranger a bloqué le processus.  « Cette eau vient de la rive d’Ifaho. Le réseau parcourt un long chemin avant d’arriver à Amboasary Atsimo. Et les tuyaux doivent traverser la propriété d’un…

Fifanolanana vokatry ny disadisam-piaraha-monina no niteraka vonoan’olona. Mpiray tanàna ary mbola mpihavana, araka ny filazan’ny mpiray tanàna. Niainga tamin’ny loharanom-baovao azo tany an-toerana no nahafantarana fa nalain’ny andanininy  ny ombin’ny ankilany. Omby miisa 17 ireto nangalarina ireto. Rehefa natao ny fikarohana dia tratra ireo omby. Mba tsy hahasarotra ny raharaha dia niangavy ny tompon’omby mba…

Nahitana vokany ny famotorana nataon’ny mpitandro filaminana tamin’ny fitifirana ilay vehivavy japoney mpikaroka tao amin’ny toerana arovana ao Berenty, any Amboasary Atsimo, niseho tamain’ny faha-4 janoary lasa teo. Fantatra izao, araka ny vaovao voaray, fa olona efatra no nosamborin’ny mpitandro filaminana. Izy ireo no voarohirohy tamin’ity fitifirana ity. Efa nentina tany amin’ny fitsarana ireto olona…

La Cour Electorale Spéciale a rejeté la demande de confrontation générale des résultats du second tour de l’élection présidentielle déposée par le clan Jean Louis Robinson. Hier, son président, Rakotozafy François a déclaré à la presse que la CES n’a pas le droit de procéder à la confrontation générale des résultats et au recomptage des…

# – BEALANANA. Ady tany niteraka fifandonana teo amin’ny fokonolona. Noho ny resaka ady tany dia raikitra ny fifandoana teo amin’ny fokonolona tao Marovato – Beanjezika, Bealanana. Voatery niditra an-tsehatra ny mpitandro filaminana nandamina ny raharaha. Tapaka fa tsy misy mahazo mampiasa ny tany mandrapahatongan’ny manampahefana avy aty Antananarivo. # – BRICKAVILLE. Trano 82 kilan’ny…