Tags: Ambodinisotry

Tonga teny amin’ny toeram-pitsaboana ihany izy ,saingy efa naman’ny maty satria be loatra ny rà very sy ny fahavoazana. Tsatoka antsy valo no hita teny amin’ny vatany. Ny alin’ny asabotsy teo no nitrangan’ity fanafihan-jiolahy ity. Avy namonjy alim-pandihizana ny lehilahy maromaro ka saika hamonjy fodiana nony avy eo. Nisy nanaraka anefa izy ireo, saingy tsy…

Ny alin’ny alahady teo, notafihana andian-jiolahy ny trano iray teny Ambodin’Isotry. Misy rihana ilay trano. Voalaza fa nirongo basy ireo mpanafika ary efatra ny isany. Nopotehany ny varavarana tany ambany rihana ary niditra avy hatrany izy ireo. Ny loharanom-baovao no nahalalàna fa ao ambany rihana ny ramatoa lehibe iray no matory. Niditra tao ireo jiolahy.…

Ambodinisotry: Un candidat député tué à bout portant

Les actes de banditisme sont le lot quotidien des gens, depuis un certain temps. Que ce soit en milieu rural ou en milieu urbain. Pour le cas de ce candidat député l’on se demande à qui profite le crime ? Etant donné qu’après l’avoir tué les malfaiteurs sont précipitamment partis sans rien emporté avec eux. Rakotobe…