Tags: Ambohibao

Atahorana mafy ny ain’ny anankiroa amin’ireo naratra. Nirodana omaly ny ampahany tamina trano lehibe iray, izay vao eo andalam-panamboarana etsy Ambohibao – Andranoro. Mpiasa fito lahy no indray voatsindrin’ilay ampahan-drindrina « béton » tao, saingy nalaky tafavoaka ny iray. Ireo ambiny kosa tavela tao ka naharitra  adiny 5 ny fisokirana azy ireo tao. Tokony ho tamin’ny 2…

* La cérémonie de prestation de serment du Premier président de la Cour d’Appel d’Antsiranana a eu lieu hier à la Cour suprême à Anosy. Parmi les priorités de cet ancien Président de Chambre dans la Cour d’Appel de la Région Diana figure l’amélioration de la Justice vis-à-vis des justiciables. Aussi, il entend renforcer la…