Tohin’ny lahatsoratra ny zoma lasa teo tamin’ny fahatratrarana ireo mpivarotra taolam-paty miisa efatra. Tao aorian’ny fanadihadiana no nahasamborana olona dimy hafa, izay marihina fa nisy ankizivavy kely tsy ampy taona tao anatiny. Hita tamin’izany fa taolan-dava milanja dimampolo kilao no tratra ary avy amin’ny faty miisa telo ambin’ny dimampolo, tany amin’ny faritra Ambato-Boeni sy Tsaratanana…
Tags: Ambohidratrimo
Ambohidratrimo : Baomba tsy lavorary nampisavorovora
Teny Ambatolampy Tsimahafotsy, ny alatsinainy maraina, no niantso ny zandarimaria teny an-toerana ny Ben’ny tanàna fa nisy olona nahita fonosan-javatra mampiahiahy tao anatin’ny trano iray fivarotana anana, izay tsy misy varavarana. Nisahotaka ny iray tanàna mandra-pahatonga ny manam-pahaizana manokana amin’izany. Vao tonga ireto farany dia natao ifotony ny fizahana, tsy nety nipoaka anefa ilay izy…
Ambohidratrimo : Découvertes d’ossements humains dans quatre valises
Jeudi dernier, les éléments de la gendarmerie de la Brigadde d’Ambohidratrimo ont été avisés de l’existence d’un trafic d’ossements humains dans leur circonscription. En possession de ces informations, ils ont fait une descente sur le lieu indiqué par leurs sources. Personne à l’horizon. C’est alors qu’il a été décidé par la suite de dresser un…
Ambohidratrimo : Trano telo norobain’ny jiolahy
Ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy, nisehoana fandrobana intelo nisesy teny Anosiala Ambohidratrimo. Andian-jiolahy nirongo basy no nanafika trano telo be izao. Nitovy hatrany ny fomba nidiran’izy ireo ny trano. Tao amin’ny voalaohany, nopitsohany ny varavarana ary teo izy no niditra. Tsy sahy nihetsika, na dia nahare ny fahatongavany aza, ny tao an-trano. Rehefa azony izay…
En marge du Tour : Joharivelo, un autre Ravoatabia
Si Jean de Dieu Rakotondrasoa s’est trouvé un surnom de Ravoatabia en raison des tomates qu’il transportait sur son vélo d’Ambohidratrimo à Talatamaty, le jeune héros de la course d’hier Joharivelo Andrianjaka en faisait encore plus fort car il transportait sur son vélo trois sacs de charbon sur la route d’Ambositra et de surcroît sur…