Tags: Ambohimanarina

Alarobia : Embouteillages monstres en vue jusqu’à la fin du chantier routier

Depuis le début de l’année, le deuxième tronçon de la route des Hydrocarbures, à Ankorondrano et Alarobia, est en chantier. Des travaux d’élargissement, comme ceux qui ont été effectués sur le premier tronçon, et qui transformeront l’infrastructure en deux routes parallèles à deux voies. La situation n’est pas sans conséquence sur la fluidité de la…

Mirongatra ny asan-jiolahy, tsy andro tsy alina fa dia miseho lany hatrany ny fandrobana sy vaky trano Tsy afaka nihetsika fa dia noraism-potsiny ireto olona roalahy namaky trano teny Ambatolampy Ambohimanarina. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa tamin’io 9 ora omaly maraina no nanaovany izany. Tsy tao ny tompon-trano tamin’izay ary dia izany no nohararaotin’ireo mpangalatra.…

Mpanendaka gaigilahy roa no nosamborin’ny pôlisy avy ao amin’ny boriborintany faha-6  teny Tsararay Ambohimanarina ny alarobia teo tokony ho tany amin’ny 1 ora. Fiaraha-miasa eo amin’ny andrimasom-pokonolona no nahitana izao vokatra izao. Izany Benasolo izany, 20 taona sy Rado Kely 19 taona no anaran’izy roalahy ireto. Eny amin’iny faritra Ambohimanarina iny no tena famelezan-dry zalahy.…

Potika ny tarehin’ilay zaza ary tsy maintsy hodidina izy Tamin’ny faha-30 novambra taona 2013 no niseho ny zavatra nampalahelo teny Ambohimanarina. Ankizy kely roa, lahy sy vavy, no nisy nanondraka asidra. Ny iray teo amin’ny tarehiny ary ny faharoa teo amin’ny tongony. Amin’izao fotoana izao, lehilahy antsoina ho G. no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny…

Hatairana ny an’ny ray aman-drenin’ity zaza vavikely vao herintaona sy efabolana nahita azy narary tampoka, tamin’ny sabotsy alina teo teny Ambohimanarina. Novonjena nentina teny amin’ny hopitaly haingana. Rehefa nandray azy ny mpitsabo ka nijery ny fahavoazany dia nahita fa nahatelina poizim-boalavo sy fanafody hafa “gélule” ilay izy. Ny nahamaika dia ny nitsabo azy ary efa…

Fanafihana maromaro no niseho teny an-toerana omaly hariva araka ny vaovao re teny an-toerana. Dimy raha ny resaka fantatra. Nirefotra ny basy. Omaly hariva tamin’ny 7 ora tany ho any, mpivarotra ambongadiny iray no notafihan’ny jiolahy tao ambadiky ny tsena Ambohimanarina. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa dimy ireto mpandroba ireto ary samy nitondra basy avokoa.…

Jiolahy  folo eo ho eo no tonga nandroba tao amin’ny fivarotana iray teny Antanety Ambohimanarina ny marainan’ny alakamisy  tamin’ny 1 ora tany ho any. Ao ambany rihana no misy ilay tsena ary any ambony ny tompony no matory. Efa fantatr’reo jiolahy mialoha angamba izany zavatra izany ka tonga dia tao ami’ilay fivarotana ry zalahy no…

Tamin’ny alarobia alina no nahitan’ny olona fatin-dehilahy iray efa tena lehibe tokoa teny amin’ny faritra Ambohimanarina. Voalazan’ny vaovao fa mipetraka irery ity olona ity. Samy gaga ny olona rehefa maraina ny andro fa tsy mbola nivoha foana ny tranony. Zavatra tsy dia mba fahita izany. Tapaka ny hevitra fa hovahana ny trano. Samy gaga ny…

Nitrangana fanafihan-jiolahy teny Ambaravarankazo – Ambohimanarina ny alin’ny 31 desambra. Tokantrano iray izay mpiompy vorona no notafihan’ny andian’olona vitsivitsy. Raha ny fantatra dia mpivady efa lehibe no mipetraka ao amin’ity tokantrano ity. Tamin’io alin’ny 31 desambra io dia nizara roa izy mivady, ka ny iray tany amin’ny efitra ilany nisy ny vorona sasany no natory,…