Tags: Ambohimandroso

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny “Commissariat de Police” Antanifotsy ny roa lahy mpangalatra moto sy ny lehilahy iray mpividy ny moto halatra. Ny alarobia 26 febroary 2014 teo izy ireo no voasambotra, ka ilay lehilahy mpividy halatra teo Ilempona ary tany Ambohimandroso kosa ireo mpangalatra. Very teny Alarobia Amboniloha Antananarivo ny moto iray. Nametraka…

Ny alin’ny alatsinainy teo tamin’ny 1 ora maraina, notafihana jiolahy  valo nitondra fitaovam-piadina maro samy hafa ny tranona pasitera iray tany amin’ny tanàna antsoina hoe Ambodivona Andrambiazina any Ambohimandroso. Vokatr’izany, maty notsatohan’ireo olon-dratsy antsy teo amin’ny fony ny vadin’ity mpitandrina ity, nampijaliana ihany koa ny zanany vavy kely vao herintaona sy tapany monja. Nasiany antsy…