Tags: Ambohimangakely

Et oui, le SAF/FJKM ne pense qu’au bien de la population malgache en ne négligeant aucun domaine, malgré le fait que ce soit une association religieuse. La réalisation du projet relatif à la promotion des droits et de la santé en matière de sexualité et d’égalité des sexes, qui cible surtout les populations défavorisées de…

Notanterahina tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava  omaly, ny tatitra momba ny seho niseho farany tamin’ity volana ity. Voaresaka ny raharaha mafampana tato ho ato. Notanisaina tamin’izany ny seho nitranga tamin’ny 4 aprily lasa teo izay nisiana « camion » anankiroa nitatitra hazo sarobidy, izay tsipihina etoana fa tsy « bois de rose » akory fa « palissandre”. Ny iray moa dia…

Ny alarobia 12 febroary vao mangiran-dratsy tamin’ ny iray ora maraina no tonga nandroba tao amin’ ity tokantrano iray ireto olon-dratsy . Ny varavarankely no nopoirin-dry zalahy ary nisy tamin’ izy ireo no nitondra basy kilalaon-jaza , tsy nahahetsika ny tao an-trano koa dia nanarampo ireto mpanafika.Lasa tamin’ izany  ny vola mitentina 200 000 ar,  solosaina iray,…