Tags: Ambohipo

Le rap contestataire ? Un genre méconnu mais qu’il faudrait mettre en avant. C’est du moins l’avis des membres du label Archi-teck. Samedi dernier, ils ont donc organisé « Hevitra sy Hetsika » pour promouvoir le rap engagé et le rap conscient, développant d’une part le texte engagé et d’une autre, un texte de réflexion. « Nous avons choisi…

Na I Voay na I Zorgie dia efa samy nigadra teny Tsiafahy avokoa. Fanafihan-jiolahy ny an’itsy voaloha ary efa nahavita sazy izy raha araka ny fantatra. Vonoan’olona teny Ambohipo kosa ny an’itsy faharoa, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpanao fanadihadiana. Mbola samy mitazona basy izy ireo raha araka ny fanazavan’ny mpitandro ny filaminana. Sokajiana…

Ny alin’ny alakamsiy teo, raikitra ny ady teo amina samy mpianatra teny amin’ny faritra Ambohipo. Vokany, nivoaka ny antsy ary olona telo no voan’izany. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa ny iray no tena voa mafy, voatsatoka teo amin’ny lamosiny ary nivoaka taty amin’ny tratrany. Ireo roa faha somary maivana ihany na dia niantefa teny amin’ny…

Lehilahy iray tokony ho 40 taona no maty nianjera avy eny ambony esafôdazy, teny Ambohipo, afakomaly tokony ho tamin’ny 4 tolakandro. Araka ny fanazavana azo dia mpanamboatra trano ity lehilahy ity. Raha teo am-panaovana ny asany indrindra izy, teny ambonin’ilay trano, no fantatra fa nisy tapaka ny fanamafisana ilay esafôdazy. Nianjera avy eny ambony eny…