Tags: Amboniloha

Hosokafana amin’ny alahady faha-12 janoary izao ny fankalazana ny faha-150 taona ny FJKM Amboniloha Jerosalemako, ao amin’ny synodam-paritany Antananarivo Andrefana. Amin’io fotoana io ny fametrahana ny Vato Fehizoro. Ny mpitandrina, ny komitin-jaobily dia manasa antsika mpianakavian’ny Finoana sy ny Taranaka rehetra, ny eto an-toerana sy ny any am-pielezana, hiara-kiombom-po, saina sy Fanahy amin’io fotoana io.…