Tags: Ampasika

Tranga roa mitovy tanteraka, ankoatra ny toerana nisehoany no isan’ny nanamarika ny trangam-piaraha-monina tamin’ny faran’ny herinandro. Na tetsy Andohatapenaka na tetsy Anosy dia samy nahafaty olona ny lozam-pifamoivoizana. Mbola nampitovy ireo tranga roa ireo ihany koa ny samy nitsoahan’ny mpamily niaraka tamin’ny fiarany rehefa niseho ny loza. Voalohany,  ny harivan’ny alahady teo, tokony ho tamin’ny…