Tags: an-tranony

Nitrangana fanafihan-jiolahy teny Ambaravarankazo – Ambohimanarina ny alin’ny 31 desambra. Tokantrano iray izay mpiompy vorona no notafihan’ny andian’olona vitsivitsy. Raha ny fantatra dia mpivady efa lehibe no mipetraka ao amin’ity tokantrano ity. Tamin’io alin’ny 31 desambra io dia nizara roa izy mivady, ka ny iray tany amin’ny efitra ilany nisy ny vorona sasany no natory,…