Tags: an-tsokosoko

Tamin’ny zoma 3 janoary, tokony ho tamin’ny iray ora alina, no nitranga io raharaha io. Saika nisy ny fifampitifirana tamin’ny samy mpitandro ny filaminana. Henjana ny raharaha tamin’izany satria tsy nanaiky ny handehanan’ireo fiara ireo ny commandant de compagnie teo aloha. Teo amin’ny “barrage” ataon’ny zandary teo Mahatsara no nanakanana azy ireo, izay 5 km…