Tags: Andohoranofotsy

Ny harivan’ny alahady tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany, notafihan’olona maromaro ny trano iray teny Bongatsara Andohoranofotsy. Vokany, lasan’ireo ny vola mitentina hatrany amin’ny 16 tapitrisa ariary mahery vidina fiara vao avy novarotana. Nisy entana sarobidy maro ihany koa nentin’ireo mpandroba. Tamin’io ora voalaza etsy ambony io, tsy mbola nihidy ny tranon’ireo voatafika. Ilay…

Ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy teo, tokony ho tany amin’ny 1 ora maraina, jiolahy miisa fito no fantatra fa nanafika tranona tompon’andraikitra iray avy ao amin’ny PAM. Voalazan’ny vaovao fa nitondra basy sy sabatra ireo mpandroba. Nanao be miditra izy ireo ary raha vao tao an-trano dia voambana basy izay rehetra tao. Tsy fantara izay…

Nahitana vokany ny hetsika nataon’ny mpitandro filaminana avy ao Andohoranofotsy. Voasambotr’izy ireo ny jiolahy  efatra fantatra fa mpanao fanafihana amin’ny faritra maro. Tamin’ny fotoana nisamborana azy ireo dia voalazan’ny vaovao fa vao avy nanafika tany Faratsiho izy ireo. Sendra ny tsy nampoiziny anefa ka izao tra-tehaka izao izy ireo. Ny loharanom-baovao hatrany no nahalalana fa…