Tags: Andranobevava

# – Besarety. Fatin-dehilahy teo amoron-dàlana. Omaly maraina no nahitan’ny olona fatin-dehilahy iray nitsitra tero amoron-dàlana teny Besarety. Araka ny vaovao voaray dia irony mpatory an-dàlana irony izy. Voalaza fa maty noho ny hamamoana ity lehilahy 40 taona ity. Manana fianakaviana anefa izy. Efa eny amin’ny tranom-paty HJRA ny razana. # Andranobevava. Lehilahy matin’ny herinaratra.…

Tsy fantatra marina ny ahalalan’ny jiolahy ny toerana misy vola horobain’izy ireo Ny sabotsy lasa teo, tamin’ny 4 ora sy sasany tany ho any, nisahotaka ireo olona marobe tonga hanala azy teny Andranobevava, etsy amin’ny Marais Masay. Raikitra mantsy ny fisamborana jiolahy nataon’ny mpitandro filaminana. Ny vaovao voaray no nahalalana fa nahazo filazana ny zandary…