Tags: Androva

Tovolahy iray 20 taona eo ho eo, kilasy famaranana ao amin’ny lycée Philibert Tsiranana, sy tovovavy iray 15 taona, no samy dobo an-drano teny amin’ny « grand pavois » ny asabotsy folakandro teo. Io andro io mantsy no nifampitaonan’ireo mpianatra rehetra teto Mahajanga nanao fitsangantsanganana mialoha ny paska. Raha ny fitantaran’ireo namany dia tamin’ny fotoana efa avy…