Tags: Anjozorobe

Transports suburbains et régionaux : Nouveaux tarifs appliqués

La revue à la hausse des tarifs est en train de se concrétiser. Plusieurs lignes de taxi-be suburbaines et quelques coopératives de taxi-brousse desservant les localités voisines d’Antananarivo sont concernées. Les usagers des taxis-be dans l’Atsimondrano pourront bien devoir débourser davantage pour leurs dépenses en transports. En effet, la ligne « G » desservant l’axe Antananarivo à…

Anjozorobe : Mpamatsy basy dahalo voasambotra

Mass 36 sy bala 14 mifandraika amin’izany no tao anaty sakosy nentin’ity rangahy iray mpivarotra fitaovam-piadiana Jiolahy raindahiny no tratra tany Anjozorobe, ny 15 febroary lasa teo. Olona tsara sitrapo eny an-toerana no nampahafantatra ny zandary fa misy olona mitady mpividy basy. Nandray ny andraikiny avy hatrany ka tonga teny ary nanao ny vela-pandrika ny…

Saron’ny zandary avy ao Anjozorobe ny lehilahy iray antsoina hoe Rafrà. Izy io dia voasambotra niaraka tamin’ny basy “mass 36” sy bala 16, fitaovam-piadiana izay nataony tao anaty sakaosy. Nomarihany nandritra ny fanadihadiana azy fa miaramila Lietnà iray izay monina eny Ankaraobato no miaraka manao trafikam-basy aminy. Vidiny iray tapitrisa ariary any amin’io miaramila io…

Olona iray no maty, ary iray hafa naratra nandritra ny fanafihan-dahalo, nitranga tao Analaria – Anjozorobe ny 15 novambra lasa teo. Andian-jiolahy maromaro mitondra basim-borona no nanafika ary nandroba omby 21. Nandeha nanaradia ny zandary sy ny fokonolona ka nifanehitra tamin’ireo mpangalatr’omby. Nandositra ireto farany ka tafaverina daholo ireo omby nangalariny . Nahitana taim-bala 7,65…