Tags: Antohomadinika

Vao maraina, vao mangidran-dratsy akory aza, dia efa nirefotra ny basy tetsy Antohomadinika. Nandritra ny fanafihana toeram-panaovana sy fivarotana mofo no nitrangan’ity asan-jiolahy ity. Tokony ho tamin’ny efatra ora sy sasany no niditra tampoka tao anatin’ilay toerana ny efa-dahy mirongo kalachnikov. Ny iray niandry taty ivelany raha niditra tao anatiny ny telo hafa ka nandrahona tamin’ny…

Tsy nahatohitra ny onjam-pianina mianjady aminy sy fianakaviany ity lehilahy iray ka ny zavatra hitany fa mety dia ny mamonotena. Teny Antohomadinika no niseho ity zavatra ity ny alin’ny talata lasa eo. Ny vaovao voaray no nahafantarana fa nisotro asidra izy. Tsy nahafaty azy anefa izany fa rehefa novonjena nentina tany amin’ny hopitaly izay dia…

Tsy mampitahotra ny mpandroba intsony amin’izao fotoana izao ny hamaroan’ny olona eny an-dalana. Sahiny ny manendaka ankitsirano Ny harivan’ny alatsinainy teo, tamin’ny 7 ora tany ho any, fivarotana miisa telo indray no nasesin’ny jiolay mitam-basy notafihana teny Antohomadinika. Ny vaovao voaray no nahalalana fa  raha atambatra ny vola lasan’ireo olon-dratsy dia tafakatra hatrany amin’ny 1…

Toliara : “Soldat” very kalachnikov Miaramila iray no very basy rehefa niampita rano tamin’ny faran’ny herinandro teo. Kalachnikov no nentiny ary io no nentin’ny rano, raha araka ny fanampim-baovao azo. Tsy nafeniny ny zava-nisy ary nampahafantarina ny tompon’andraikitra isan’ambaratongany, tonga hatrany amin’ny minisitera tompon’andraikitra. Antohomadinika : 15 lahy nanolana mpandeha an-tongotra Nanendaka aloha izy ireo…