Tags: Antsirabe

Quatre sénateurs du groupe interparlementaire d’amitié France-Madagascar et pays de l’Océan indien sont dans nos murs depuis, hier. Ils vont séjourner dans le pays jusqu’au 6 avril. Il s’agit de Richard Yung, Sénateur représentant les Français établis hors de France, et non moins président du groupe d’amitié, François Fortassin, sénateur des Hautes-Pyrénées, Christiane Kammermann, sénateur…

Mirongatra ny halatr’omby eto Antsirabe, lasibatry ny asan-jiolahy ireo fokontany amin’ny ilany antsinanana iny. Omby vavy be ronona iray no lasan’ny dahalo tamin’ny herinandro lasa teo, tao amin’ny fontany Mahatsinjo Antsirabe I.Tsy  nisy nahare ny nangalan’ireo olon-dratsy ny omby tao am-bala ny tompon-trano fa ny maraina andeha hitery ronono vao nahatsikaritra fa tsy tao intsony…

Jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana miisa dimy indray no saron’ny polisy ny alin’ny zoma hifoha sabotsy lasa teo. Tato ho ato dia saika ahitam-bokatra hatrany ny hetsika ataon’ny mpitandro filaminana eto Antsirabe. Tra-tehaky ny polisy manao fisafoana amin’ny alina mantsy ny jiolahy telo lahy tao Andranomafana. Nanaitra ny polisy manao fisafoana ny fihetsik’izy telo ireto  fa…

Cinéma extrême : Place au 12D !

M.Rabenarivo vient de faire une nouvelle acquisition : le cinéma extrême 12D, disponible à Antanimena dès ce jour à 7 000 Ar. Le cinéma 12D fait son entrée au Cinéma extrême Antanimena. Ce nouveau concept a été présenté hier sur les lieux. Si à travers le concept du 5D, les spectateurs voient, entendent et ressentent tout ce…

Ravan’ny mpitandro filaminana indray ny andian-jiolahy mpamaky trano  teto Antsirabe. Valo mianadahy  no voasambotry ny polisy ny faran’ny herinandro lasa teo. Tato ho ato, saika ho isan-kerinandro, dia nahitam-bokatra hatrany ny asan’ny mpitandro filaminana. Nirongatra izay tsy izy mantsy  ny vaky trano teto Antsirabe, indrindra hatramin’ny niandohan’ny volana febroary lasa teo. Anisan’ny lasibatra tamin’izany ny…

Ny minisitry ny polisim-pirenena sy ny Talen’ny sekoly ENUIAP tany Antsirabe, ary ireo manam-boninahitry ny polisy, ary ny zandary, no nametraka ambany faneva ireo polisy miisa 351, lahy sy vavy. Naseho tamin’izany ny andiany “lafatra”. izay mianatra mandritra ny roa taona. Marihina fa ny salan-taonan’izy ireo dia manodidina ny fito ambin’ny roapolo taona eo ho…

Efa tena raindahiny amin’ny famakiana trano ireto jiolahy tratra tao amin’ny fokontany tao atsinanan’ny vohitra ireto. Iraika ambin’ny roapolo taona moa ny zandriny indindra, telo ambin’ny telopolo taona kosa ny zokiny, « barre à pince » sy antsibe ary famaky no fitaovana entin-dry zalahy ireto amin’izany,  ary  efa trano fito amin’izao no novakian’izy ireo. Kojakoja fampiasa ao…

Antsirabe : Toaka gasy 1250 litatra saron’ny zandary

Toaka gasy 1250 litatra no saron’ny zandary avy ao amin’ny borigadin’ny zandarimaria Andranomadio ny 27 febroary lasa teo. Nandritra ny fisavana mahazatra fanaon’ny zandary tao Manandona amin’ireo fiara mandalo  no nahatratrarana ireto toaka gasy maro be ireto. Fiara avy any Amoron’Imania  Nambaran’ilay nitondra fiara fa manana taratasy fahazahoan-dàlana ny tenany mitondra sy mivarotra toaka gasy.…

Wateraid : Une formation des agriculteurs pour de meilleures récoltes

Une semaine de formation pour une meilleure récolte ! Toujours dans le cadre du Global advocacy priority II, Wateraid a formé 35 agriculteurs venant de ses différentes zones d’intervention. Certains viennent de Marondro ou d’Antsapanimahazo, d’autres d’Ankondromena… Aurel Rabehanta, responsable de communication de Wateraid d’en dire plus : « L’objectif de la formation est d’apprendre à ces…

Prix du riz : Fortes fluctuations dans les zones productrices et les grandes villes

Le prix moyen du riz poursuit sa hausse constante en glissement annuel. Le riz blanc local est supérieur de 72Ariary par kilo, par rapport à février 2013 ; le riz blanc importé, supérieur de 84 Ariary. Par contre, le prix du kilo de paddy a baissé de 26 Ariary. Le prix du riz est resté stable,…