Tags: Arivonimamo lozam-pifamoivoizana

# – Ambohitrimanjaka. Any am-ponja ilay mpangalatra omby. Fantatra izao fa taorian’ny nitondrana azy teny amin’ny fitsarana dia nampidirina am-ponja vonjimaika ilay lehilahy tratra nangalatra omby teny Ambohitrimanjaka. Ny voavoa no nahalalana fa efa nigadra noho ny halatra hafa nataony ity olona ity. # – Arivonimamo. Olona dimy naratran’ny lozam-pifamoivoizana. Fiara mpitatitra iray nitondra mpiantsena…