Tags: bal des jeunes

Velon-tebiteby ny ray aman-dreny, indrindra ireo manana vavy kely ny amin’ny fakampanahy maro mahazo azy ireny. Nahazo fitarainana ny zandary eny Itaosy, fa nandritra ny iray volana dia misy olona tonga milaza fa nisy zaza tsy ampy taona very na tsy mody an-trano foana teny amin’ny manodidina. Ny farany teo izao dia ankizy vavy vao…