Ny alarobia 12 febroary vao mangiran-dratsy tamin’ ny iray ora maraina no tonga nandroba tao amin’ ity tokantrano iray ireto olon-dratsy . Ny varavarankely no nopoirin-dry zalahy ary nisy tamin’ izy ireo no nitondra basy kilalaon-jaza , tsy nahahetsika ny tao an-trano koa dia nanarampo ireto mpanafika.Lasa tamin’ izany ny vola mitentina 200 000 ar, solosaina iray,…