Tags: Betafo

Jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana miisa dimy indray no saron’ny polisy ny alin’ny zoma hifoha sabotsy lasa teo. Tato ho ato dia saika ahitam-bokatra hatrany ny hetsika ataon’ny mpitandro filaminana eto Antsirabe. Tra-tehaky ny polisy manao fisafoana amin’ny alina mantsy ny jiolahy telo lahy tao Andranomafana. Nanaitra ny polisy manao fisafoana ny fihetsik’izy telo ireto  fa…

Teo am-pandevenana ilay zaza  menavava no saron’ny polisy avy ao Betafo ilay renim-pianakaviana namono ny zanany vao roa volana monja. Tamin’ny talata 4 martsa lasa teo no nitrangan’ity loza mampihoron-koditra tao antampon-tanànan’i Betafo ity. Olona tsara sitra-po no nilaza tamin’ny polisy fa misy ramatoa iray namono nahafaty ny zanany. Tsy niandry ela ny polisy vantany…

Pétanque CBI : Honorus et Mamy bons pour St Paul !

Le verdict du concours du Club Bouliste Itaosy, du week-end à Ankatso, a été conforme à la logique avec le sacre de Honorus associé au jeune tireur de Betafo du nom de Mamy. Un duo d’exception qui fera, foi du CBI, figure d’épouvantail au tournoi de St Paul. Le grand Honorus a encore une fois…

Ny hala-botry sy ny totakely no tena manjaka ao amin’ny kaominin’Alakamisy Anativato raha ny filazan’ny mponina iray tafaresaka taminay. Azo lazaina ho milamina ny kaominina  amin’ny ankapobeny raha ny tsy fandriam-pahalemana no resahina. Tsy mikely soroka rahateo ny mponina any an-toerana amin’ny fiambenana ataon’ny vatan-dehilahy amin’ny alina. Roa lahy no tsikaritry ny fokonolona ny alatsinainy…

Betafo – FI.BE.MI.H : Une première action sociale achevée

La grande famille du Fikambanan’i Betafo Miray Hina (FI.BE.MI.H) rassemblant les natifs de ce district Betafo a procédé à la cérémonie de présentation de vœux  du 8 au 18 janvier sur place sous la houlette du président de l’association Jean Théobert Ratiariniaina et la grande famille des natifs de ce district. Une occasion pour eux…

Noraisim-potsiny izy roa lahy mpangalatra solika tao Betafo ny faramparan’ny taona lasa teo. Ela nitoratorahana hoy ny filaza raha izy roa lahy ireto. Fantatra mantsy fa efa fanaony ny mangalatra solika amin’ireny fiara lehibe miantsona eny amin’ny sisin-dalana ireny, na ihany koa amin’ireo fiara lehibe tra-pahavoazana ka tsy afa mihetsika. Ataon’ireto jiolahim-boto kely ireto jifa…

Enfants en situation de handicap : Une éducation spécialisée de qualité, contre l’exclusion

Quatre centres d’éducation et environ 300 enfants en situation de handicap bénéficient des appuis d’un projet mis en œuvre depuis 2012 par l’association ASMAE et ses partenaires. Après une année d’activités, l’association dresse un bilan à mi-parcours. Seulement 2% des enfants en situation de handicap sont scolarisés. Soit, 98% de ces enfants, totalement exclus du…

Tovolahy iray vao herotrerony tokony ho 22 taona eo no hita faty tao Ambatonikolahy distrikan’i Betafo ,rehefa tsy nody an-trano nanomboka ny 2 novambra lasa teo. Nivoaka ny trano ho eny an-tanimboly no  antony nivoahany ny tranony io 2 novambra lasa io. Tsy niverina tao an-trano intsony anefa izy nanomboka io daty ka nanahy mafy…