Tags: bizna volamena

Rehefa voasambotra ny mpanendaka maromaro dia ny mpivarotra volamena indray no nosamborina. Miray tambajotra ihany mantsy izy ireo. Noho ny fividianana entana halatra no antony nampidoboka am-ponja azy ireo. Olona 15 no natolotra ny fampanoavana noho izany antony izany ary naiditra etsy Antanimora taorian’izay. Tsy inona fa ireny volamena misy manendaka eo Analakely ireny no…