Tags: “Camion” nifampitrongy

#  RN 7. Lozam-pifamoivoizana. Nisehoana lozam-pifamoivoizana tamin’ny lalam-pirenena faha-7 tamin’ny alatsinainy lasa teo. Teo amin’ny toerana antsoina hoe Vohitsoa Ambohibary. Fiara Mazda iray no nikasa hisongona “camion”. Tsy nahavita izany mihitsy anefa ny mpamily ilay fiara kely ka nivadika ny niafarany. Vokany olona roa no naratra ka anisan’izany ny mpamily izay tena voa mafy. Ilay…