Tags: Camion nivadika

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina indray tany Sakaraha ny alakamisy lasa teo tokony ho tamin’ny 9 ora maraina. Fiara vaventy iray mpitatitra entana mampitohy an’i Beroroha sy Toliara no fantatra fa niharan-doza, 8 km miala an’ity distrika ity. Vokatr’izany, olona telo mpianatra no indray maty tsy tra-drano  ary mpandeha miisa 17 hafa naratra mafy, ka dimy amin’ireo…