Tags: Consulat

Tsy nijanona tamin’ny fisamborana sy famotsorana azy afak’omaly akory ny momba an’ilay artista malaza Ninie Donia. Omaly dia niverina teo anoloan’ny biraon’ny Consulat indray ny tenany, tetsy Antsahavola, ary nanohy nampiseho ny tsy fifaliany. Saingy nentiny tamin’ny maha-mpanakanto azy izany tamin’ity andro faharoa ity : hira masina no noventesiny ary sora-baventy no nolanjainy. Tsy naharitra…