Tags: Couvre feu

Nanomboka omaly no nasiana « couvre feu » tao amin’ny renivohitry ny faritra Anosy. Izany dia noho ny fisian’ny vonoan’olona telo karazana, ary nifanesy tao anatin’ny alina telo. Indrindra koa, mitovy ny fisehoan’ny fahafatesana : samy teo amin’ny hatoka avokoa no nahitàna ny ratra. Nandray andraikitra avy hatrany ny tompon’andraikitry ny faritra tamin’ny famoahana lalàna mahakasika ny…

Taorian’ny namonohan’ny sasany raim-pianakaviana iray dia nivoaka ny didy tsy ahafahana mivezivezy amin’ny alina any Taolagnaro. Manomboka amin’ny 9 ora alina ka hatramin’ny 4 ora maraina izany « couvre feu » izany. Toy ny namono akoho no nanaovan’ireo olon-dratsy ny raim-pianankaviana iray.Tapaka ny tendany, feno ratra ny lamosiny sy ny kibony,very avokoa ny zavatra teny aminy. Io…