Tags: CT Hilarion

Omaly no notsaraina i Hilarion Rarison, mpikambana eo anivon’ny kongresin’ny tetezamita sady isan’ireo mahery fon’ny Magro. Nosamborina izy ny 6 novambra lasa teo rehefa voarohirohy fa nitarika ny olona hikorontana sy hitsipaka ny fitondrana. Ny zandary avy etsy Fiadanana no nisambotra azy noho ireo antony ireo ary notazonina tao amin’io toerana io izy nandritra ny…