Tags: Dahalo nanafika

Fanafihan-jiolahy mirongo basim-borona no niseho tao Ambohimigadona-Antsirabe, ny sabotsy lasa teo. Nanao andiany ireto malaso, izay mananika ny fito ambin’ny folo any, ka tonga dia namantana teny amin’ny vala nisy ireo omby. Navoaka’izy ireo ny amby ary avy hatrany dia nirifatra nandositra izy ireo. Tsy ela anefa dia vorilanona ny fokonolona sy ny zandary miisa…