Tags: Dahalo

Il a été constaté que les décomptes des voix effectuées par les membres de certains bureaux de vote et des scrutateurs n’ont pas permis à la CENI-T de connaître avec exactitude les suffrages recueillis par les candidats, la somme de ces suffrages dépassant largement le nombre d’inscrits. Soit des documents électoraux inexploitables. Tels sont les…

Nahitam-pahombiazana sahady tao anatin’ny iray volana ny paikady napetraky ny Lehiben’ny Faritra Atsimo Andrefana vaovao, ny Jly Robert, amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy asan-dahalo nampalaza ratsy iny faritra iny. Ny alatsinainy teo dia malaso iray tamin’ireo andian-dahalo avy nangalatra omby  250 tao amin’ny fokontany Ampisoa sy Besalampy ny alahady alina lasa teo, no lavon’ny…

Nahitam-bokatra indray ny hetsika nataon’ny zandarimaria eto amin’ny faritra Vakinankaratra. Ravan’izy ireo indray mantsy ny andian-dahalo nikasa hanao fanafihana tao amin’ny faritra andrefan’i Vakinankaratra iny,izay faritra mena tokoa amin’ity asan-dahalo ity. Tao amin’ny kaominina Vasiana no voasambotra izy valo lahy ireto, voalaza fa  nampitaraina sy nampihorohoro ny mponina tokoa. Tao amin’ny fokontany Beakanga no nisamborana…

# Fitohanan’ny làlana, mila masiaka ny mpitandro ny filaminana. Ampiharina ny lalàna ary mila masiaka raha ilaina izany. Be loatra mantsy ny baranahany momba ny fifamoivoizana : ny fijanonana eny amin’ny sisin-dàlana, ny kortezin’ny manam-pahefana izay tsy maintsy mahazo làlana fotsiny tsotr’izao, ny tsy fanarahana ny fenitry ny fifamoivoizana (code de la route). Tsiahivina fa…

Mbola tsy milamina mihitsy hatramin’izao raha ny asan-dahalo any amin’iny faritra Atsimo Andrefana iny no asian-teny. Vokatry ny fifandonana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ireo malaso an-jatony nirongo basy sy zava-maranitra, nanafika tao amin’ny kaominina Berohy Atsimo, ka nahaverezana omby 540 niampy basim-borona roa.Dahalo efatra no maty voatifitry ny zandary, nandritra ny fanarahan-dia niaraka tamin’ny…

Olona iray no maty, ary iray hafa naratra nandritra ny fanafihan-dahalo, nitranga tao Analaria – Anjozorobe ny 15 novambra lasa teo. Andian-jiolahy maromaro mitondra basim-borona no nanafika ary nandroba omby 21. Nandeha nanaradia ny zandary sy ny fokonolona ka nifanehitra tamin’ireo mpangalatr’omby. Nandositra ireto farany ka tafaverina daholo ireo omby nangalariny . Nahitana taim-bala 7,65…

# – BEALANANA. Ady tany niteraka fifandonana teo amin’ny fokonolona. Noho ny resaka ady tany dia raikitra ny fifandoana teo amin’ny fokonolona tao Marovato – Beanjezika, Bealanana. Voatery niditra an-tsehatra ny mpitandro filaminana nandamina ny raharaha. Tapaka fa tsy misy mahazo mampiasa ny tany mandrapahatongan’ny manampahefana avy aty Antananarivo. # – BRICKAVILLE. Trano 82 kilan’ny…

Faritra maro eto amin’ny Nosy no ahitana sy andrenesana asan-dahalo saika isan’andro. Zandary iray no maty ka tafaverina ihany rehefa notazomin’ireo dahalo ny fatin’ilay zandary GP2C ny alin’ny alakamisy lasa teo, tokony ho tamin’ny valo ora. Efa nalefa any Ampasimanjeva distrikan’I Manakara ny zoma lasa teo ihany ny razany ary io andro io ihany koa…

Velona ary tsaboina ao amin’ny hopitaliben’i Toliara nanomboka ny sabotsy teo ilay pôlisy izay voalaza fa matin’ny dahalo. Ny tongony no tapaka rehefa nilatsaka tao anaty lavaka nandritra ny fitsoahany. Dahalo maherin’ny 80 lahy, nanao fanamiana miaramila ny sasany, nitondra basy « kalach 4» ary « Mas 36 », no nifanandrina taminy nandritra ny adiny enina latsaka, tao amin’ny…