Tags: Delestazy

Tezitra ny olona satria nitontona tanteraka tao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona ny fahatapahan-jiro. Ny alin’ny talata hifoha alarobia, ao anatin’ny ’révéillon” no voatery nanao fety tao anaty maizina I Sainte-Marie. Nivoaka ny trano ny maro ary nirohotra nankeny amin’ny biraon’ny Jirama tao an-toerana. Novazavazain’ny olona ny mpiasa tao. Niakatra ihany hafanana ary tonga…