Tags: épicerie

Ankadindramamy : Mpivarotra dimy notetezin’ny jiolahy mitam-basy

Nirefodrefotra ny basy nandritra ny fanafihan’ny jiolahy ny tanàna. Eny, ny tanàna iray manontolo mihitsy no notetezin’ity andian-jiolahy ity ny alin’ny asabotsy teo. Ireo mpivarotra no tena nataon’ireo lasibatra nandritra ity asaratsy ity. Tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany teo izy ireo no nanomboka nanao ny fanafihana. Enina izy ireo ka vehivavy ny iray,…