Tags: Esoso

Voatonona ny anaran’i Mamitiana Jean Eddy, fantatry ny maro amin’ny fanampin’anarana Eddy, tao anatin’ny raharaha « bois de rose » sarona tany Toamasina farany teo. Amin’io farany dia fanosoram-potaka indray izany ary tsy hihemotra izy manoloana ny zava-misy. « Tsy matahotra mandat d’arrêt izany aho satria tsy tompon’ireo entana saika haondrana ireo. Amiko, ny tompon’ny sambo no mahalala…