Tags: Faits-Divers : 67 ha ; taxi-phone; BMH; bar

Tovonirina no anarany, 21 taona ary manao asa madinidinika toa ny fibatàna entana eny amin’ny manodidina an’ny 67 ha iny izy. Nahonena ny olona ny nanjo azy sy ny fomba nahafatesany. Toa izao ny zava-nisy. Ny alin’ny krismasy teo, tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany,  nisy lehilahy  dimy nandroba vehivavy nitazona irony “taxi-phone” irony.…