Tags: Faits-Divers : Ambatolampy; jiolahy ; Andranovelona Ambatolampy; zandary; basy

Amin’izao fotoana izao dia fantatra araka ny vaovao voaray avy any an-toerana fa efa misy olona telo ahiana ho anisan’ireo jiolahy miisa 18 nanafika fivarotana iray tao Andranovelona Ambatolampy, nohenoin’ny mpitandro filaminana any an-toerana. Tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo no niseho ity fanafihana ity. Avy hatrany, raha vao lasa nandositra ireo mpandroba dia nahazo fampandrenesana…