Tags: Faits-Divers : Ambohijatovo; By Pass; moto ;maty

#  Ambohijatovo. Ankizily voatsatoka antsy. Tamin’ny alarobia hariva teo, ankizilahy iray no nisy nanatsatoka antsy teo amin’ny lamosiny teny Ambohijatovo. Araka ny fantatra dia toa nisy fifamaliana teny an-toerana. Tsy nijanona tamin’izao izany fa raha saika handeha ny iray dia io nisy namely antsy avy aoriana io. Naratra mafy tokoa izy. Ny vaovao hatrany no…