Tags: Faits-Divers : Ambohimahitsy ;jiolahy; zandary

Ny alahady hariva tokony ho tany amin’ny 7 ora sy sasany tany, nisy jiolahy l efatra tonga nanafika fivarotana telo teny amin’ny faritra Ambohimahitsy tsy lavitra an’i Mahatazana. Tamin’ny fomba feno fahasahiana tokoa no nanaovan’ireto mpandroba ity fanafihana ity. Fotoana mbola maha be olona iny teorana iny mantsy no tonga izy ireo. Ny loharanom-baovao no…