Tags: Faits-Divers : Ambohimailala ; vola ;facebook

Mandroso hatrany ny fanadihadiana na dia mbola tsy hita aza ilay tovovavy ,izay andrandraina ho vavolombelona amin’ity raharaha ity. Raha araka ny fantatra dia misy resaka vola nalaina tany amin’ny faritra tao anatin’ity raharaha ity. Noterena hanome vola ny mpandraharaha karàna iray noho ny antony  tsy mbola voafaritra mazava aloha hatreto. Miompana amin’izay rahateo ny…